{"id":1094,"date":"2023-05-03T13:01:31","date_gmt":"2023-05-03T13:01:31","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1094"},"modified":"2023-05-03T13:01:31","modified_gmt":"2023-05-03T13:01:31","slug":"tantsoroka-ara-pahasalamana-fanampiana-1-tapitrisa-dolara-avy-aminny-amerikanina","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2023\/05\/03\/tantsoroka-ara-pahasalamana-fanampiana-1-tapitrisa-dolara-avy-aminny-amerikanina\/","title":{"rendered":"TANTSOROKA ARA-PAHASALAMANA: FANAMPIANA 1 TAPITRISA DOLARA AVY AMIN\u2019NY AMERIKANINA"},"content":{"rendered":"<p><strong>Toamasina, 29 Avrily 2023<\/strong> \u2013 Vaksiny sy fitaovana ara-pahasalamana mitentina 1 tapitrisa dolara no natolotry ny USAID hanampiana ny ministeran\u2019ny fahasalamam-bahoaka.<\/p>\n<p>Ny hanatsara ny rojo famatsiana fitaovam-pahasalamana sy hahafahan\u2019ny olona any amin\u2019ny faritra lavitra hisitraka vaksiny ireo fitaovana natolotra ireo. Hanatsara ny fitehirizana sy ny fizarana vaksiny, indrindra ho an\u2019ireo olona marefo eto Madagasikara ny fampitaovan\u2019ny Sampandrahara amerikanina misahana ny fampandrosoana na USAID hoy ny taleny Anne N. Williams nandritra ny lanonana fanolorana natao tao amin\u2019ny biraom-pahasalaman\u2019ny faritra Atsinanana ny 29 Avrily teo. Nandray ny fanomezana ny ministry ny fahasalamam-bahoaka ny profesora Zely Randriamanantany. Nahitana \u201cgroupe el\u00e9ctrog\u00e8ne, convertisseurs, vata fampangatsiahana mandeha amin\u2019ny herinaratra sy masoandro, fanafody ary fitaovana fiarovana samihafa no natolotra. Tanjona ny fampitsaharana ny firongatry ny valanaretina toy ny kitrotro, lefakozatra ary ny COVID 19.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Toamasina, 29 Avrily 2023 \u2013 Vaksiny sy fitaovana ara-pahasalamana mitentina 1 tapitrisa dolara no natolotry ny USAID hanampiana ny ministeran\u2019ny fahasalamam-bahoaka. Ny hanatsara ny rojo famatsiana fitaovam-pahasalamana sy hahafahan\u2019ny olona any amin\u2019ny faritra lavitra hisitraka vaksiny ireo fitaovana natolotra ireo. Hanatsara ny fitehirizana sy ny fizarana vaksiny, indrindra ho an\u2019ireo olona marefo eto Madagasikara ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1095,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1094","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1094","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1094"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1094\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1096,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1094\/revisions\/1096"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1095"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1094"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1094"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1094"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}