{"id":1118,"date":"2023-05-31T14:22:59","date_gmt":"2023-05-31T14:22:59","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1118"},"modified":"2023-05-31T14:22:59","modified_gmt":"2023-05-31T14:22:59","slug":"tsy-fandriampahalemana-lehilahy-iray-nitondra-antsy-lava-voasambotra","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2023\/05\/31\/tsy-fandriampahalemana-lehilahy-iray-nitondra-antsy-lava-voasambotra\/","title":{"rendered":"TSY FANDRIAMPAHALEMANA: LEHILAHY IRAY NITONDRA ANTSY LAVA VOASAMBOTRA"},"content":{"rendered":"<p>Andranomanalina, Antananarivo \u2013 Nisambotra lehilahy nitondra sabatra ny polisy<\/p>\n<p>Vokatry ny fisafoana ataon\u2019ny mpitandro filaminana any anaty elakelantrano no nahasamborana ity lehilahy 01 ity, araka ny vaovao voaray ny 31 May 2023. Polisy nanao fanamiana sivily no nanao ny fisamborana.<\/p>\n<p>Raha tsiahivina, naharay fitarainana ny polisy mahaksika ny asa ratsy ataona mpanendaka miaraka ami\u2019ny antsy lava. Lasibatra ny eny Isotry sy Ampefiloha. Natomboka ny fisafoana ireo elakelantrano ka izao nahitam-bokany izao. Teny Andranomanalina no nahatratrana ilay lehilahy nitondra sabatra. Voalaza fa teo am-piandrasana olona ho endahana izy no tra-tehaka.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Andranomanalina, Antananarivo \u2013 Nisambotra lehilahy nitondra sabatra ny polisy Vokatry ny fisafoana ataon\u2019ny mpitandro filaminana any anaty elakelantrano no nahasamborana ity lehilahy 01 ity, araka ny vaovao voaray ny 31 May 2023. Polisy nanao fanamiana sivily no nanao ny fisamborana. Raha tsiahivina, naharay fitarainana ny polisy mahaksika ny asa ratsy ataona mpanendaka miaraka ami\u2019ny antsy &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1119,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[10],"tags":[],"class_list":["post-1118","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-trangam-piarahamonina"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1118","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1118"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1118\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1120,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1118\/revisions\/1120"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1119"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1118"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1118"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1118"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}