{"id":1181,"date":"2023-10-11T13:32:53","date_gmt":"2023-10-11T13:32:53","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1181"},"modified":"2023-10-11T13:32:53","modified_gmt":"2023-10-11T13:32:53","slug":"mila-fahavononana-ny-fifehezana-ny-rarintsaina-na-stress","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2023\/10\/11\/mila-fahavononana-ny-fifehezana-ny-rarintsaina-na-stress\/","title":{"rendered":"Mila fahavononana ny fifehezana ny rarintsaina na stress"},"content":{"rendered":"<p>Soamanandrariny, faha 10 Oktobra 2023 \u2013 Lohahevitra novelabelarin\u2019ny profesora Andriamanarivo Mamy Lalatiana ny fomba fifehezana ny saina ho tony sy milamina. Nambarany fa tsy mitovy ny hetsika ataon\u2019ny vatana, fa miova arakaraky ny olona. Nampahafantariny ireo fambara raha tratra ny rarin-tsaina na \u201cstress\u201d ny olona anakiray. Mitebiteby, tezitezi-dava, lasa mitokatoka-monina, tsy mahay mifandray aman\u2019olona, ireo rehetra ireo no fambara. Misy antony ny mahatonga izany. Matetika olana any amin\u2019ny toeram-piasana, vokatry ny asa tsy vita na ny fifandraisana amin\u2019ny lehibe, mety ho olana ara-bola na koa ara-tsakafo.<\/p>\n<p><strong>Misy ny vahaolana<\/strong><\/p>\n<p>Fehezina ny saina. Izay ny torohevitra voalohany iatrehana ny \u201cstress\u201d. Mila manana fijery miabo. Manaraka izany, fehezina ny fotoana. Nanentana ny mpivory ny mpandahateny mba hanoratra fandaharam-potoana isan\u2019andro, ka hiezaka hamita izay voasoratra. Hitondra anao ho amin\u2019ny fahamatorana izany fahazarana izany, hoy izy nanohy. Aza fikirina samirery ny olana fa ifampizarao. Ampinga handresenao ny \u201cstress\u201d ny fizaranao azy. Fanampin\u2019ireo, mila manao fanatanjahantena ny olona tsirairay raha te handresy ny rarintsaina. Ajanona ny sakafo manaitaitra, ny kafe no voalohany amin\u2019izany. Ary farany, mila manao fandinihan-tena sy miala sasatra ara-tsaina, ara-batana ny tsirairay.<\/p>\n<p>Mbola mitohy ao amin\u2019ny fiangonana advantista Soamanandrariny ity famelabelarana ity, ary hofaranana amin\u2019ny fizaham-pahasalamana aretina manokana ny Alahady. Fotoam-pivavahana atao etsy amin\u2019ny gradin III Soamanadrariny kosa no hanamarika ny Sabata 14 Oktobra 2023.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Soamanandrariny, faha 10 Oktobra 2023 \u2013 Lohahevitra novelabelarin\u2019ny profesora Andriamanarivo Mamy Lalatiana ny fomba fifehezana ny saina ho tony sy milamina. Nambarany fa tsy mitovy ny hetsika ataon\u2019ny vatana, fa miova arakaraky ny olona. Nampahafantariny ireo fambara raha tratra ny rarin-tsaina na \u201cstress\u201d ny olona anakiray. Mitebiteby, tezitezi-dava, lasa mitokatoka-monina, tsy mahay mifandray aman\u2019olona, ireo &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1182,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1181","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1181","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1181"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1181\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1183,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1181\/revisions\/1183"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1182"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1181"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1181"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1181"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}