{"id":1218,"date":"2023-12-01T03:46:49","date_gmt":"2023-12-01T03:46:49","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1218"},"modified":"2023-12-01T03:46:49","modified_gmt":"2023-12-01T03:46:49","slug":"ady-aminny-sida-omen-danja-ny-ezaka-eny-fiaraha-monina","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2023\/12\/01\/ady-aminny-sida-omen-danja-ny-ezaka-eny-fiaraha-monina\/","title":{"rendered":"Ady amin\u2019ny sida: omen-danja ny ezaka eny fiaraha-monina"},"content":{"rendered":"<p><strong>Dakar, Senegal, faha 30 Novambra 2023<\/strong> \u2013 Miantso ny fandraisan\u2019andraikitr\u2019ireo mpitarika eny anivon\u2019ny fiaraha-monina ny fikambanana iraisampirenena miady amin\u2019ny sida ONUSIDA.<\/p>\n<p>Marihana isaky ny 01 Desambra ny andro erantany iadiana amin\u2019ny aretina sida. Tanjona ny handresena io aretina io amin\u2019ny taona 2030. Tsy ho tratra anefa izany raha tsy omena vahana ny hery velona rehetra eny amin\u2019ny fiaraha-monina, toy ny fikambanana na ara-dal\u00e0na na tsia, ny lehilahy sy ny vehivavy, ireo mpitarika samihafa arak any andraikitra sahaniny avy. Anjaran\u2019ny fanjakana sy ireo mpamatsy ara-bola no manome izay ilain\u2019izy ireo ahafahany mandray anjara amin\u2019ny ady.<\/p>\n<p>Nanao antso ny ONUSIDA ny tsy maintsy hampidirana ireo mpiatarika eny anivon\u2019ny fiaraha-monina amin\u2019ireo drafitra sy fandaharanasa mikasika ny ady amin\u2019ny sida. Takiany koa ny hamatsiana ara-bola mitohy sy maharitra ireo mpitarika eny anivon\u2019ny fiaraha-monina ireo ary farany ny handravana ireo sakana tsy ahafahan\u2019ny mpitarika hanao ny asany.<\/p>\n<p><strong>Toy izao ny antotanisa farany mikasika ny VIH SIDA<\/strong><\/p>\n<ul>\n<li>39 tapitrisa ny isan\u2019ny olona miaina miaraka amin\u2019ny VIH manerana izao tontolo izao ka olon-dehibe ny 37 tapitrisa amin\u2019ireo raha toa ka ankizy ny 1,5 tapitrisa 0 \u2013 14 taona.<\/li>\n<li>Olona miis 630 000 no namoy ny ainy vokatry ny aretina misy ifandraisany amin\u2019ny sida.<\/li>\n<li>1,3 tapitrisa ireo olona vaovao tratry ny VIH tamin\u2019ny taona 2022 raha 3,2 tapitrisa izany tamin\u2019ny taona 1995.<\/li>\n<li>Ny vehivavy sy ny ankizy no maro an\u2019isa amin\u2019ireo satria mahatra 96% amin\u2019ireo olona vaovao tratry ny tsimokaretina VIH izy ireo.<\/li>\n<li>Ankizy 02 amin\u2019ny 3 anefa no tsy misitraka ny fanafody ARV, raha ny tatitra ihany.<\/li>\n<\/ul>\n<p>Niara-niasa tamin\u2019ny ONUSIDA ny tambazotran\u2019ireo mpanao gazety misehatra amin\u2019ny fahasalamana sy tontolo iainana remapsen, nandritra ny fampitana ireo vaovao ireo. Ramatoa H\u00e9l\u00e8ne Badini, mpanolotsaina ao amin\u2019ny ONUSIDA ao Afrika andrefana sy afovoany, misahana ny asa atao eny amin\u2019ny fiaraha-monina no nitondra ny fanazavana. Nandrindra fampitam-baovao kosa ny filohan\u2019ny remapsen, Bamba Youssouf.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Dakar, Senegal, faha 30 Novambra 2023 \u2013 Miantso ny fandraisan\u2019andraikitr\u2019ireo mpitarika eny anivon\u2019ny fiaraha-monina ny fikambanana iraisampirenena miady amin\u2019ny sida ONUSIDA. Marihana isaky ny 01 Desambra ny andro erantany iadiana amin\u2019ny aretina sida. Tanjona ny handresena io aretina io amin\u2019ny taona 2030. Tsy ho tratra anefa izany raha tsy omena vahana ny hery velona rehetra &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1219,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1218","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1218","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1218"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1218\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1220,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1218\/revisions\/1220"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1219"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1218"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1218"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1218"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}