{"id":1222,"date":"2023-12-11T18:35:34","date_gmt":"2023-12-11T18:35:34","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1222"},"modified":"2023-12-11T18:35:34","modified_gmt":"2023-12-11T18:35:34","slug":"mitombo-isan-taona-ny-olona-mindram-bola-aminny-banky","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2023\/12\/11\/mitombo-isan-taona-ny-olona-mindram-bola-aminny-banky\/","title":{"rendered":"Mitombo isan-taona ny olona mindram-bola amin\u2019ny banky"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antananarivo, faha 11 Desambra 2023<\/strong> \u2013 Antony maro ny mahatonga ny olona mindrana vola any amin\u2019ny banky. Ny fampidirana mpianatra, fananganana trano na fividianana tany. Fotoana mampitombo ny isan\u2019ny mpindram-bola koa anefa ny fanomanana fety.<\/p>\n<p><strong>Bni Madagascar: Hamoraina ny findramam-bola hiatrehana ny fety<\/strong><\/p>\n<p>Hetsika fanaony isan-taona ny \u201ccredit fety\u201d. Ho an\u2019ity taona 2023 ity, kendrena hahatratra 12 000 ny isan\u2019ireo mpanjifan\u2019ny BNI hisitraka io tolotra io. Hanampiana ny mpanjifa hianoka anaty fety faran\u2019ny taona mahafinaritra ny tolotra, hoy Olivier LOISEL, tale jeneraly lefitra ao amin\u2019ny BNI Madagascar. Nampahafantarina tetsy amin\u2019ny foibeny tetsy Analakely ny mikasika ity \u201ccredit fety 24H ity ny Alatsinainy 11 Desambra 2023. Voalaza fa mivoaka ao anatin\u2019ny fotoana fohy ny vola, araka io anarany 24 ora io. Maivana ny taratasy karakaraina. Vola mitentina 50 000 000 ariary no azo angatahana. Arakaraky ny toe-bola ao anaty kaontin\u2019ny mpanjifan\u2019ny banky no ahafahana mamaritra ny vola azo trosaina. Manana 24 volana hamerenana ny vola nangatahany ny mpanjifa. Isam-bolana no hanefany ny vola. Arakaraky ny vola nangatahana kosa ny zanabola alain\u2019ny banky.<\/p>\n<p><strong>Kaonty tahiry sy fisarihana<\/strong><\/p>\n<p>Hanokafana Kaonty tahiry Mitsiry ireo mindram-bola amin\u2019ny \u201ccredit fety\u201d, hoy Manoa Rasandinirina, misahana ny \u201cmarketing\u201d ao amin\u2019ny BNI Madagascar. Hisy koa ny fisarihana ahazoana loka ho an\u2019ireo olona nanokafana kaonty tahiry Mitsiry sady nindram-bola \u201ccredi fety\u201d. Mpanjifa miisa 06 no hisitraka azy io aorian\u2019ny fisarihana. Ankoatra izay ny fisarihana ho an\u2019ireo olona mandoa vola amin\u2019ny carte BNI, mpanjifa 20 no hahazo amin\u2019io lafiny io, hoy hatrany ny fanazavana. Ireo mpanjifa mampiasa ny carte BNI no kendrena amin\u2019ity tolotra ity. Hifarana ny 31 desambra ny fandraisan\u2019anjara amin\u2019io fisarihana mikasika fampiasana karatra io.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 11 Desambra 2023 \u2013 Antony maro ny mahatonga ny olona mindrana vola any amin\u2019ny banky. Ny fampidirana mpianatra, fananganana trano na fividianana tany. Fotoana mampitombo ny isan\u2019ny mpindram-bola koa anefa ny fanomanana fety. Bni Madagascar: Hamoraina ny findramam-bola hiatrehana ny fety Hetsika fanaony isan-taona ny \u201ccredit fety\u201d. Ho an\u2019ity taona 2023 ity, kendrena &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1223,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21],"tags":[],"class_list":["post-1222","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-toekarena"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1222","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1222"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1222\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1224,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1222\/revisions\/1224"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1223"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1222"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1222"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1222"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}