{"id":1252,"date":"2024-01-30T03:51:34","date_gmt":"2024-01-30T03:51:34","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1252"},"modified":"2024-01-30T03:51:34","modified_gmt":"2024-01-30T03:51:34","slug":"tetikasa-vaovao-momba-ny-fanjariantsakafo-sy-fanatsarana-ny-tsenanny-tantsaha","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/01\/30\/tetikasa-vaovao-momba-ny-fanjariantsakafo-sy-fanatsarana-ny-tsenanny-tantsaha\/","title":{"rendered":"Tetikasa vaovao momba ny fanjariantsakafo sy fanatsarana ny tsenan\u2019ny tantsaha"},"content":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 24 Janoary 2024 &#8211; Manohana tetikasa vaovao mampiroborobo ireo karazam-boly mifanaraka amin\u2019ny fiovan\u2019ny toetrandro i Etazonia<\/p>\n<p>Fambolena voanjo, ampemba ary barijy na \u201cmillet\u201d no nodinihan\u2019ireo manampahaizana momba ny fambolena sy ireo mpiara-miombon\u2019antoka ary tompon\u2019andraikitra. Fihaonana nokarakarain\u2019I Etazonia tamin\u2019ny alalan\u2019ny Sampandraharaha Amerikana ho an\u2019ny Fampandrosoana Iraisampirenena (USAID). Natomboka tamin\u2019ny fomba ofisialy tamin\u2019izany ny ny tetikasa momba ny fambolena mitondra ny anarana hoe APEMBA. Tetikasa iarahan\u2019ny USAID amin\u2019ny Foibem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin\u2019ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA). Tanjona ny hampiroborobo ny famokarana sy fanodinana voanjo, ny ampemba, ary ny bajiry mba hanatsarana ny toetry ny tany, hampitomboana ny voka-pamokarana, hanomezana sakafo ny olona ary hiarovana ny tontolo iainana.<\/p>\n<p>\u00ab\u00a0Ity tetikasa vaovao ity dia hanampy amin&rsquo;ny fanitarana sy fanamafisana ny teknikam-pambolena mifanaraka amin\u2019ny fiovan\u2019ny toetrandro eto Madagasikara,\u00a0\u00bb hoy ny Tale Jeneralin\u2019ny USAID\/Madagasikara, Michele Russell, nandritra ny atrikasa. \u201cMampanantena ny hampitombo ny fisian&rsquo;ny sakafo mahavelona ho an&rsquo;ny vondrom-piarahamonina io tetikasa io ary hampitombo bebe kokoa ny vola any am-paosin&rsquo;ny tantsaha.<\/p>\n<p>Hisy vondron\u2019ny manam-pahaizana avy any Etazonia, Ogand\u00e0 ary S\u00e9n\u00e9gal, hitsidika eny ifotony ireo fikambanan&rsquo;ny mpamboly madinika, sy ireo mpiara-miombon&rsquo;antoka amin&rsquo;ny sehatra tsy miankina mandray anjara amin\u2019ny rojom-piharian\u2019ny famokarana voanjo, apemba sy bajiry. Haharitra ny tapa-bolana ny fitsidihana ataony.<\/p>\n<p>Vola mitentina 39 tapitrisa dolara no natolotry ny USAID mba hamahana ny ny tsifanjariantsakafo sy hanatsarana ny fomba fambolena sy fivelomana hatramin\u2019ny taona 2022.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 24 Janoary 2024 &#8211; Manohana tetikasa vaovao mampiroborobo ireo karazam-boly mifanaraka amin\u2019ny fiovan\u2019ny toetrandro i Etazonia Fambolena voanjo, ampemba ary barijy na \u201cmillet\u201d no nodinihan\u2019ireo manampahaizana momba ny fambolena sy ireo mpiara-miombon\u2019antoka ary tompon\u2019andraikitra. Fihaonana nokarakarain\u2019I Etazonia tamin\u2019ny alalan\u2019ny Sampandraharaha Amerikana ho an\u2019ny Fampandrosoana Iraisampirenena (USAID). Natomboka tamin\u2019ny fomba ofisialy tamin\u2019izany ny ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1253,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[2],"tags":[],"class_list":["post-1252","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1252","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1252"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1252\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1254,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1252\/revisions\/1254"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1253"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1252"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1252"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1252"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}