{"id":1294,"date":"2024-03-15T09:11:06","date_gmt":"2024-03-15T09:11:06","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1294"},"modified":"2024-03-15T09:11:06","modified_gmt":"2024-03-15T09:11:06","slug":"nitombo-ny-mpizahatany-mitsidika-ani-madagasikara","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/03\/15\/nitombo-ny-mpizahatany-mitsidika-ani-madagasikara\/","title":{"rendered":"Nitombo ny mpizahatany mitsidika an\u2019i Madagasikara"},"content":{"rendered":"<p>Nitombo 5 ka hatramin&rsquo;ny 6 avo heny ny tahan&rsquo;ny mpizahatany anatiny eto Madagasikara teo anelanelan&rsquo;ny 2020 sy ny 2023. 12 000 ny isan&rsquo;izany tany aloha ary tafiakatra 63 000 ankehitriny. Midika izany fa miroborobo ny fizahantany anatiny, hoy ny tale jeneralin&rsquo;ny Fizahantany, Andriamanohera Tsitohaina.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Tosika ho an\u2019ny fanaovana sy fikarakarana ireo karazana hetsika natokana ho an&rsquo;ny Fizahantany toy ny Tsenaben&rsquo;ny Fizahantany, izay hetsika natomboka tamin&rsquo;ny vanim-potoan&rsquo;ny fihibohana noho ny valanaretina Covid-19.<\/p>\n<p>Noho izany indrindra no mbola nanohizana\u00a0 sy hanohizana hatrany ny fanaovana ireo karazana hetsika mampiroborobo ny fizahantany eto Madagasikara. Miditra amin&rsquo;ny andiany faha-7 ny mpikarakara ny Tsenaben&rsquo;ny Fizahantany amin&rsquo;ny 15 ka hatramin&rsquo;ny 17 martsa izao, eny amin&rsquo;ny zaridainan&rsquo;Antaninarenina.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Ankoatra ity hetsika ity, mitohy koa ny fanomezana vahana ny fizahantany anatiny amin&rsquo;ny alalan&rsquo;ny fampahafantarana ireo karazana tolotra ataon&rsquo;ny mpisehatra eo amin&rsquo;izany na eto an-drenivohitra na manerina ny faritra eto Madagasikara<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Nitombo 5 ka hatramin&rsquo;ny 6 avo heny ny tahan&rsquo;ny mpizahatany anatiny eto Madagasikara teo anelanelan&rsquo;ny 2020 sy ny 2023. 12 000 ny isan&rsquo;izany tany aloha ary tafiakatra 63 000 ankehitriny. Midika izany fa miroborobo ny fizahantany anatiny, hoy ny tale jeneralin&rsquo;ny Fizahantany, Andriamanohera Tsitohaina. &nbsp; Tosika ho an\u2019ny fanaovana sy fikarakarana ireo karazana hetsika natokana &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1295,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21],"tags":[],"class_list":["post-1294","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-toekarena"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1294","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1294"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1294\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1296,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1294\/revisions\/1296"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1295"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1294"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1294"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1294"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}