{"id":1298,"date":"2024-03-19T13:34:57","date_gmt":"2024-03-19T13:34:57","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1298"},"modified":"2024-03-19T13:34:57","modified_gmt":"2024-03-19T13:34:57","slug":"sekoly-zandary-niatrana-ambany-faneva-ireo-mpiofana-andiany-faha-78","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/03\/19\/sekoly-zandary-niatrana-ambany-faneva-ireo-mpiofana-andiany-faha-78\/","title":{"rendered":"Sekoly zandary, niatrana ambany faneva ireo mpiofana andiany faha &#8211; 78"},"content":{"rendered":"<p>Ambositra, faha 18 Marsa 2024 \u2013 Nanamafy ny fahavononany hanohy ny fiofanana\u00a0 ireo 1200 mianadahy. Ao anatin\u2019ny andiany faha 78 izy ireo. JORO no anarana nisalorany izay raha azavaina dia mivaky hoe Justesse, Ob\u00e9issance, Responsabilit\u00e9 ary Op\u00e9rationnelle. Midika izany fa hiasa am-pahitsiana, hanaja ny baiko, tompon\u2019andraikitra ary afaka miasa\u00a0 avy hatrany ireto andiany ireto. Niompana tamin\u2019izay rahateo ny hafatra nentin\u2019ny G\u00e9neral de division Jean Herbert Rakotomalala, kaomandin\u2019ny zandarimariampirenena raha nandray fitenenana izy nandritra ny andron\u2019ny lanonana.<\/p>\n<p>Vonona hanohy ny fiofanana izahay, hoy kosa ireo 1200 mianadahy raha namaly ny fanontanian\u2019ny ministra delege miadidy ny zandarimaria ny Jeneraly Andriantsarafara RAKOTONDRAZAKA. Nambarany fa ny fiofanana fototra no vita. Mbola tsy ny 1\/5 n\u2019ny tena tokony ho izy no azo. Zava-dehibe noho izany ny fahavononana hanohy hoy hatrany ny fanentanany. Nanentana ireto andiany ireto hanaja ny ny fitsipi-pifehezana, hanaja ny baiko, ary ny fiaraha-monina ny ministra.<\/p>\n<p><strong>Famindrana fibaikona<\/strong><\/p>\n<p>Lanonana faharoa natao tao amin\u2019ny sekoly ambonin\u2019ny zandarimaria tao Ambositra ny famindram-pibaikona teo amin\u2019ny Jeneraly komandin&rsquo;ireo sekoly fiofanana zandary eto Madagasikara ny jeneraly Ramasitera Ny Haingo Zafinirina komandy vaovao sy ny jeneraly Boto Estellin komandy teo aloha. Navoitran\u2019ny kaomandin\u2019ny zandarimariampirenena ireo ezaka vita ka nitondrany fisaorana. Isan\u2019izany ny fanavaozana ifotony ny fomba fampianarana, ny famoahana ny r\u00e9ferentielle de formation, ny fanontana ireo boky ho an\u2019ny mpianatra zandary, ny fanokanana ny fanofanana ara-batana sy ara-tsaina.<\/p>\n<p>Nampita hafatra ho an\u2019ny kaomandy vaovao hitantana ny sekoly fiofanana koa izy raha nilaza fa mila zadary tsara ofana ny tanindrazana ary mila ainga vao ny sekoly<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Ambositra, faha 18 Marsa 2024 \u2013 Nanamafy ny fahavononany hanohy ny fiofanana\u00a0 ireo 1200 mianadahy. Ao anatin\u2019ny andiany faha 78 izy ireo. JORO no anarana nisalorany izay raha azavaina dia mivaky hoe Justesse, Ob\u00e9issance, Responsabilit\u00e9 ary Op\u00e9rationnelle. Midika izany fa hiasa am-pahitsiana, hanaja ny baiko, tompon\u2019andraikitra ary afaka miasa\u00a0 avy hatrany ireto andiany ireto. Niompana &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1299,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[2],"tags":[],"class_list":["post-1298","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1298","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1298"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1298\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1300,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1298\/revisions\/1300"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1299"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1298"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1298"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1298"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}