{"id":1301,"date":"2024-03-20T14:10:32","date_gmt":"2024-03-20T14:10:32","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1301"},"modified":"2024-03-20T14:10:32","modified_gmt":"2024-03-20T14:10:32","slug":"ankizy-toy-ny-rehetra-ireo-trisomie-21","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/03\/20\/ankizy-toy-ny-rehetra-ireo-trisomie-21\/","title":{"rendered":"Ankizy toy ny rehetra ireo trisomie 21"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antananarivo, faha 20 Marsa 2024<\/strong> \u2013 Nampahafantatra ny fankalazana ny andro erantany ho an\u2019ny Trisomie 21 ny fikambanana Down Syndrome Madagascar.<\/p>\n<p>Marihana isaky ny 21 Marsa ny andro erantany ho an\u2019ny Trisomie 21. Ho an\u2019I Madagasikara, nanomboka ny taona 2017 ny fankalazana. Hanamarika ity andiany faha 07 ity ny fampahafantarana ny Trisomie 21, ny fanehoana fa mitovy zo ny olona rehetra na misy fahasamihafana aza. Atsaharo ny fitsaratsaram-poana, izay ny lohahevitra ho an\u2019ny taona 2024. Aseho amin\u2019ny fitondrana ba kiraro tsy mitovy io hafatra io araka ny safidin\u2019ny fikambanana. Hisy koa ny fivoriana ampitain-davitra ka handray anjara I Madagasikara. Ankoatra izay, hanatanteraka hetsika antsoina hoe Hizara hafaliana ny fikambanana. Ireo ankizy na olon-dehibe Trisomie 21 miaina any anaty fiaraha-monina sady tsy voaray an-tanana any anaty fikambanana no kendrena amin\u2019io fizarana hafaliana io. Raha ny sehatra iraisampirenena kosa no asian-teny, mikasa ny hanatrika ny fivoriana atao any Australie i Madagasikara. Mila tohana avy amin\u2019ny fitondram-panjakana izy ireo ahafahana mandefa solotena any amin\u2019io fivoriambe io. Hatreto, mbola ny ezaka ataon\u2019ny fikambanana no nahafahana mandray ireo ankizy Trisomie 21, araka ny fanazavana nomen\u2019ny filoha mpanorina ny fikambanana Down Syndrome Madagascar Daniella Laza Razafinjatovo. Nambarany fa afaka mianatra ary mahavita asa toy ny ankizy rehetra ny zaza Trisomie 21.<\/p>\n<p><strong>Atsaharo ny fitsaratsaram-poana<\/strong><\/p>\n<p>Tsy aretina ny Trisomie 21. Olana ara-tsiansa ny azo hanazavana io fahasembanana io. Hatrany am-bohoka no miainga ilay tsy fahatomombanana. Vokany, somary manana fahatarana eo amin\u2019ny fihetsika sy fandraisana torohay ny ankizy tratrany. Na izany aza, afaka manohy ny fianarany sy mahavita asa toy ny olon-drehetra izy.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\" wp-image-1303 alignleft\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/03\/trisomie-300x300.jpg\" alt=\"\" width=\"249\" height=\"249\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/03\/trisomie-300x300.jpg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/03\/trisomie-150x150.jpg 150w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/03\/trisomie.jpg 750w\" sizes=\"auto, (max-width: 249px) 100vw, 249px\" \/><\/p>\n<p>Mila fandraisana an-tanana sy fampianarana manokana izy ireo mba hitovizany amin\u2019ny zaza mitovy aminy. Voalaza fa manodidina 100 000 Ariary ny vola ilain\u2019ny raiamandreny isam-bolana ho an\u2019ny ankizy 01 Trisomie 21. Tsy ampy anefa io vola io raha toa ka manana filana mihoatra ny ankizy hafa ilay zaza. Izay fandaniana ara-bola izay sy ny tsy fahalalana fa tratran\u2019ilay toe-tena Trisomie 21 ny ankizy no antony mahatonga azy ireo tsy hisitraka feno ny zony. Hatreto ankizy manodidina ny 150 no efa nandalo tao amin\u2019ny fikambanana tarihan\u2019I Daniella Laza Razafinjatovo.<\/p>\n<p>Tamin\u2019ny taona 2005 no nitsiry ny hevitra hanamarihana ny andro erantany ny Trisomie 21 ka ny fikambanana Frantsay misehatra amin\u2019ny fikarohana momba io toe-tena io no tompon-kevitra voalohany. Ny volana Desambra 2011 kosa nanapaka ny fivoriambe fa ny 21 Marsa no andro erantany raha ny taona 2012 no nankatoa io daty io ny firenena mikambana.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 20 Marsa 2024 \u2013 Nampahafantatra ny fankalazana ny andro erantany ho an\u2019ny Trisomie 21 ny fikambanana Down Syndrome Madagascar. Marihana isaky ny 21 Marsa ny andro erantany ho an\u2019ny Trisomie 21. Ho an\u2019I Madagasikara, nanomboka ny taona 2017 ny fankalazana. Hanamarika ity andiany faha 07 ity ny fampahafantarana ny Trisomie 21, ny fanehoana &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1302,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[2],"tags":[],"class_list":["post-1301","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1301","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1301"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1301\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1304,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1301\/revisions\/1304"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1302"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1301"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1301"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1301"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}