{"id":1315,"date":"2024-03-28T17:21:18","date_gmt":"2024-03-28T17:21:18","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1315"},"modified":"2024-03-28T17:21:18","modified_gmt":"2024-03-28T17:21:18","slug":"namono-olona-sy-nandrava-fananana-i-gamane","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/03\/28\/namono-olona-sy-nandrava-fananana-i-gamane\/","title":{"rendered":"Namono olona sy nandrava fananana I Gamane"},"content":{"rendered":"<p>Olona 03 tsy hita, 14 namoy ny ainy ary 03 naratra, raha ny tatitra navoakan\u2019ny biraom-pirenena misahana ny loza sy ny tandindon-doza BNGRC ny 28 Marsa 2024 tamin\u2019ny 06 ora hariva. Miisa 36 307 ny traboina izay avy amin\u2019ny tokantrano 9 024. Ankoatra ny faharavan\u2019ny trano fonenana, maro koa ny sekoly nahitana fahasimbana. Trano fianarana miisa 08 ohatra no re fa niendaka tanteraka ny tafony. Raha ny fambolena indray, voalazan\u2019ny BNGRC fa tanimbary mirefy 698 ha no dobo-drano. Faritra 04 no voamafy nandritra ny fandalovan\u2019ity rivodoza ity dia Analanjirofo, Diana, Antsiranana ary Sava.<\/p>\n<p><strong>Maro ny tetezana lasan\u2019ny rano<\/strong><\/p>\n<p>Tapaka ny RN5A mampitohy an\u2019Ambilobe &#8211; Voh\u00e9mar noho ny fahatapahan&rsquo;ny tetezana\u00a0 eo amin&rsquo;ny 3,5 km tsy hidirana an\u2019i Daraina.\u00a0Tetezana roa lehibe no tapaka ao anatin&rsquo;ny district Ambilobe noho ny fiakaran&rsquo;ny rano tamin&rsquo;ity rivo-doza GAMANE Ity. Tetezan&rsquo;ny Mahavavy eo an-tampon-tananan&rsquo;Ambilobe ary ny tetezan&rsquo;ny Ifasy , CR Beramanja izay tapaka tanteraka Ilay tetezana . Olona Telo no fantatra fa Maty raha ny vokatra vonjy maika avy amin&rsquo;ny ivotoerana miandraikitra n&rsquo;y loza sy tandindinon-doza ato amin&rsquo;ny faritra Diana. 17.000 ireo olona traboina. Ao Ambilobe no ankamaroany<\/p>\n<p>Maro ny tetezana tapaka vokatry ny fiakaran&rsquo;ny rano tsy misy fijanonany. Milaza kosa nefa ny avy eo amin&rsquo;ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro fa efa nihanalefaka ny heriny ary efa nivoaka ny sisintanin&rsquo;i Madagasikara i Gamane, fa mitohy ny rotsakorana indrindra any amin&rsquo;ny faritra avaratra.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Olona 03 tsy hita, 14 namoy ny ainy ary 03 naratra, raha ny tatitra navoakan\u2019ny biraom-pirenena misahana ny loza sy ny tandindon-doza BNGRC ny 28 Marsa 2024 tamin\u2019ny 06 ora hariva. Miisa 36 307 ny traboina izay avy amin\u2019ny tokantrano 9 024. Ankoatra ny faharavan\u2019ny trano fonenana, maro koa ny sekoly nahitana fahasimbana. Trano fianarana &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1319,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[26],"tags":[],"class_list":["post-1315","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tontolo-iainana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1315","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1315"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1315\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1320,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1315\/revisions\/1320"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1319"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1315"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1315"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1315"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}