{"id":1321,"date":"2024-03-28T17:30:22","date_gmt":"2024-03-28T17:30:22","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1321"},"modified":"2024-03-28T17:30:22","modified_gmt":"2024-03-28T17:30:22","slug":"voarara-ny-fanondranana-harena-voajanahary-arovana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/03\/28\/voarara-ny-fanondranana-harena-voajanahary-arovana\/","title":{"rendered":"Voarara ny fanondranana harena voajanahary arovana"},"content":{"rendered":"<p>Tambajotra iray mpitrandraka sy mpanondrana pachypodium na\u00a0 Jabihy (baobab nain) an-tsokosoko no rava vokatry ny fiaraha-misalahan&rsquo;ny minisitera misahana ny Tontolo iainana sy ny mpitandro filaminana ary ny mponina eny ifotony.<\/p>\n<p>Teratany sinoa 1 ary malagasy miisa 3 no tratra nandritra ity hetsika ity. Miisa 650 ireo jabihy tra-tehaka tao amin\u2019izy\u00a0 ireo izay misy karazany maro ary efa nomanina haondrana any ivelany ka tratehaka teny Ivato. Ny Fitsarana no hanapaka ny sazy ho azy ireo.<\/p>\n<p>Voasokajy ao anatin&rsquo;ny Tovana faha 2 ny CITES ireto karazan-kazo ireto, izany hoe voarara ny fitrandrahana ankoatra ny\u00a0 fahazoan-dalana manokana\u00a0 azo avy amin\u2019ny Ministeran\u2019ny\u00a0 Tontolo iainana sy ny\u00a0 Fandrosoana Lovainjafy, raha ny fanazavana. Voatazona eny amin&rsquo;ny\u00a0 fonja Tsiafahy izy 3 tratra ireto mandra-pitsarana azy.<\/p>\n<p>Azo antsoina ny laharana maitso 955 raha mahita tranga fandikan-dal\u00e0na ara-tontolo iainana.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Tambajotra iray mpitrandraka sy mpanondrana pachypodium na\u00a0 Jabihy (baobab nain) an-tsokosoko no rava vokatry ny fiaraha-misalahan&rsquo;ny minisitera misahana ny Tontolo iainana sy ny mpitandro filaminana ary ny mponina eny ifotony. Teratany sinoa 1 ary malagasy miisa 3 no tratra nandritra ity hetsika ity. Miisa 650 ireo jabihy tra-tehaka tao amin\u2019izy\u00a0 ireo izay misy karazany maro &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1316,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[26],"tags":[],"class_list":["post-1321","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tontolo-iainana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1321","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1321"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1321\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1322,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1321\/revisions\/1322"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1316"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1321"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1321"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1321"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}