{"id":1333,"date":"2024-04-24T12:54:52","date_gmt":"2024-04-24T12:54:52","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1333"},"modified":"2024-04-24T12:54:52","modified_gmt":"2024-04-24T12:54:52","slug":"manamafy-ny-fiarovany-ny-zonny-ankizy-i-gilardy-totozandry","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/04\/24\/manamafy-ny-fiarovany-ny-zonny-ankizy-i-gilardy-totozandry\/","title":{"rendered":"Manamafy ny fiarovany ny zon\u2019ny ankizy i Gilardy Totozandry"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antananarivo, faha 23 Avrily 2024<\/strong> \u2013 Vita sonia tamin\u2019ny fomba ofisialy ny fanendrena an\u2019I Gilardy Totozandry ho mpiaro ny zon\u2019ny ankizy.<\/p>\n<p>Hatramin\u2019ny fahazazany I Giraldy no niaro ny zon\u2019ny ankizy. Tsy mahazaka ny tsy rariny mianjady amin\u2019ireo zaza marefo sy tsy mitovy amin\u2019ny ankizy hafa izy. Niainany rahateo ny fanavakavahana azy noho izy albinos na varira. Nanohana azy hatrany ny raiamandreniny nandritra ny fahazazany ka nahafahany tonga amin\u2019izao toerana misy azy izao. Resy lahatra tamin\u2019ny ezaka ataon\u2019ity tanora ity ny Unicef ka nifidy azy ho mpiaro ny zon\u2019ny ankizy 13 \u2013 14 taona, \u201cyouth advocate\u201d ny fiantsoana azy. Natrehan\u2019ny \u00a0Talem-paritry ny Unicef aty afrika atsinanana sy atsimo Etleva Kadilli, ny lanonana fanaovan-tsonia. Nisolo ten any Unicef nanao ny Sonia kosa ny solotena maharitra miasa eto Madagasikara Christine Jaulmes. Vonona ny hiaro ny zon\u2019ny ankizy aho hoy Giraldy.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1334 alignleft\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate-300x200.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate-300x200.jpeg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate-1024x683.jpeg 1024w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate-768x512.jpeg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate-1536x1024.jpeg 1536w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Signature-officielle_Gilardy-Totozandry_Youth-Advocate.jpeg 1548w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p>Adidintsika rehetra ny miaro ny ankizy, na iza izy na iza, tsy misy fanavahana, hoy ny Talem-paritry ny Unicef raha nandray fitenenana. Nararaotiny ny fotoana niantsona ny Unicef sy ireo mpiara-miombon\u2019antoka rehetra hiara-hientana amin\u2019ny fiarovana ny zon\u2019ny ankizy satria adidintsika ny miaro ny ankizy. Inona ny tokony hatsaraintsika mba hotombontsoan\u2019ireto ankizy ireto hoy hatrany ny hafany.<\/p>\n<p>Ramatoa Christine Jaulmes kosa nilaza fa anjaran\u2019ny olona rehetra ny miaro ny zon\u2019ny ankizy mba ahatonga azy ireo hisitraka ny feno ny zony. Hampivelatra azy ireo izany hoy ity tompon\u2019andraikitra ity.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 23 Avrily 2024 \u2013 Vita sonia tamin\u2019ny fomba ofisialy ny fanendrena an\u2019I Gilardy Totozandry ho mpiaro ny zon\u2019ny ankizy. Hatramin\u2019ny fahazazany I Giraldy no niaro ny zon\u2019ny ankizy. Tsy mahazaka ny tsy rariny mianjady amin\u2019ireo zaza marefo sy tsy mitovy amin\u2019ny ankizy hafa izy. Niainany rahateo ny fanavakavahana azy noho izy albinos na &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1335,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[2],"tags":[],"class_list":["post-1333","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1333","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1333"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1333\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1336,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1333\/revisions\/1336"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1335"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1333"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1333"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1333"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}