{"id":1347,"date":"2024-07-09T13:01:43","date_gmt":"2024-07-09T13:01:43","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1347"},"modified":"2024-07-09T13:01:43","modified_gmt":"2024-07-09T13:01:43","slug":"foarabe-fampivoarana-andiany-voalohany-vonona-ny-mpikarakara","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/07\/09\/foarabe-fampivoarana-andiany-voalohany-vonona-ny-mpikarakara\/","title":{"rendered":"Foarabe fampivoarana andiany voalohany : Vonona ny mpikarakara"},"content":{"rendered":"<p>Trano heva 250 no hanehoan\u2019ireo mpandraharaha ny asany, ny tolotra sy ny vokatra avy aminy. Hetsika ara-barotra, ifaneraserana ary hambolena fifandraisana eo amin\u2019ireo samy mpandrahara ary koa eo amin\u2019izy ireo sy ny mpanjifa. Maherin\u2019ny 80 izy ireo no handray anjara amin\u2019ny Foarabe Fampivoarana ny 16 \u2013 21 Jolay 2024, ao amin\u2019ny kianja Barea Mahamasina. Ny Departemanta ny Fitantanam-piainana Kristiana (FIPIKRI) eo anivon\u2019ny Federasiona Advantista Madagasikara Afovoany (FMC), amin\u2019ny alalan\u2019ny sampany antsoina hoe FMC \u2013 D\u00e9veloppement.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1350 alignleft\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-300x200.jpg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-768x512.jpg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-1536x1024.jpg 1536w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/07\/DSC_0270-2048x1365.jpg 2048w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p>Varotra \u2013 Fampirantiana ireo vokatra avy amin\u2019ny seha-pihariana samihafa no ho hita mandritra ireo fotoanan\u2019ny foara ireo. Isan\u2019izany ny vokatra avy amin\u2019ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, ny teknolojia maoderina, ny fitsaboana ara-boajanahary, ny taozavatra Malagasy, ny fiarakodia sy ny moto ary ireo kojakoja miaraka aminy. Hampiavaka azy koa ny fandraisan\u2019anjaran\u2019ireo mpiompy irony \u201cchien de race\u201d irony ary fitaovana fanaovana fanatanjahantena. Hisy tolotra samihafa sy vokatra tsy ampoizina koa aranty mandritra ny foarabe. Hampiavaka ity hetsika ara-barotra ity ny fandraisan\u2019anjaran\u2019ireo rafitra na \u201cinstitutions\u201d advantista, izay ahitana sekoly, \u00a0\u2026.<\/p>\n<p><strong>Fotoana hialana voly <\/strong><\/p>\n<p>Misokatra amin\u2019ny 08 ora maraina ny vavahady mandritra ny foarabe fampivoarana. Hisy ny \u201cpodium\u201d hanehona\u2019ireo mpanatalenta avy eto amin\u2019ny fiangonana ny sanganasany. Rindran-kira ara-pilazantsara iarahana amin\u2019ireo mpanakanto advantista fantatry ny maro kosa no handravaka ny fotoana isaky ny folakandro.<\/p>\n<p>Nanomana toerana ho an\u2019ny ankizy koa ny mpikarakara mandritra ny foarabe \u201cespace enfant\u201d. Toerana ialana voly ho an\u2019ny fianakaviana. Nosafidiana izany ho fanomezana fahafaham-po ny ankizy amin\u2019izao vanim-potoanan\u2019ny fianlantsasatry ny mpianatra izao.<\/p>\n<p>Misy sakafo amidy amin\u2019ny sarany mirary ao an-toerana ho fanamorana ny fitsidihan\u2019ny olona ny foarabe.<\/p>\n<p>Hetsika ara-panatanjahantena no hanakatonana ny foarabe fampivoarana andiany voalohany ny Alahady faha 21 Jolay tontolo andro. Lalao baolina kitra sy basketball no hatao amin\u2019izay.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Tranoheva hatrany amin\u2019ny 250 no zakan\u2019ny kianja Barea. Ankehitriny, mbola misy toerana vitsivitsy azon\u2019ireo liana hidirana raha manam-paniriana handray anjara izy ireo. Azo atao ny mifandray amin\u2019ny tompon\u2019andraikitra mikasika ireo tsara ho fantatra mikasika ny fepetra ahafahana mandray anjara.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Trano heva 250 no hanehoan\u2019ireo mpandraharaha ny asany, ny tolotra sy ny vokatra avy aminy. Hetsika ara-barotra, ifaneraserana ary hambolena fifandraisana eo amin\u2019ireo samy mpandrahara ary koa eo amin\u2019izy ireo sy ny mpanjifa. Maherin\u2019ny 80 izy ireo no handray anjara amin\u2019ny Foarabe Fampivoarana ny 16 \u2013 21 Jolay 2024, ao amin\u2019ny kianja Barea Mahamasina. Ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1348,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21],"tags":[],"class_list":["post-1347","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-toekarena"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1347","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1347"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1347\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1351,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1347\/revisions\/1351"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1348"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1347"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1347"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1347"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}