{"id":1363,"date":"2024-08-13T14:09:39","date_gmt":"2024-08-13T14:09:39","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1363"},"modified":"2024-08-13T14:09:39","modified_gmt":"2024-08-13T14:09:39","slug":"nizara-ny-fandaharanasany-taminny-haino-aman-jery-ny-dr-ibrahima-soce-fall","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/08\/13\/nizara-ny-fandaharanasany-taminny-haino-aman-jery-ny-dr-ibrahima-soce-fall\/","title":{"rendered":"Nizara ny fandaharanasany tamin&rsquo;ny haino aman-jery ny Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall"},"content":{"rendered":"<p><strong>Kandida amin&rsquo;ny toeran&rsquo;ny Talem-paritry ny OMS ho an&rsquo;i Afrika, nizara ny fandaharanasany tamin&rsquo;ny haino aman-jery ny Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall<\/strong><\/p>\n<p>\u201c<strong>Fahasalamana ho an\u2019ny rehetra ny olon-drehetra ho an\u2019ny fahasalamana<\/strong>\u201d, izay ny teny filamatra entin\u2019ny Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall ao anatin\u2019ny fandaharanasany raha izy no voafidy hiandraikitra ny toeran\u2019ny talem-paritry ny sampandraharahan\u2019ny fahasalamana OMS aty Afrika. Asongadiny ao anatin\u2019izany ny fampiroboroboana sy fiarovana ny fahasalamana, ary koa ny fanomezana fikarakarana ara-pahasalamana manara-penitra hanokatra ny firoboroboan\u2019i Afrika. Nandritra ny webinaire natao ny 08 Aogositra 2024 no namelabelaran\u2019ny Dr Soc\u00e9 Fall ireo tsara ho fantatra mikasika ny vina, ny iraka ary ireo paikady itantanany ny OMS Afrika raha toa ka izy no ho voafidy. Nambarany koa ny mampiavaka azy amin\u2019ireo mpifaninana aminy. Toy izao ny fanazavana:<\/p>\n<audio class=\"wp-audio-shortcode\" id=\"audio-1363-1\" preload=\"none\" style=\"width: 100%;\" controls=\"controls\"><source type=\"audio\/mpeg\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/sonore-soce-fall.mp3?_=1\" \/><a href=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/sonore-soce-fall.mp3\">https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/sonore-soce-fall.mp3<\/a><\/audio>\n<p>Hatao ny 26 hatramin\u2019ny 30 Aogositra 2024 any Brazzaville \u2013 Congo, mandritra ny fivoriana faha 64 n\u2019ny OMS aty Afrika ny fifidianana izay ho talem-paritra. Kandida 04 no voatazona hifaninana ka isan\u2019ireny ny Dr Boureima Hama Sambo avy any Niger, Dr Richard Mihigo avy any Rwanda ary Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall naroson\u2019i S\u00e9n\u00e9gal sy Dr Faustine Engelbert Ndugulile avy any Tanzania.<\/p>\n<p>Hifandimby hitafa amin\u2019ny mpanao gazety mpikambana ao anatin\u2019ny REMAPSEN izy ireo, ka anjaran\u2019ny Dr Boureima Hama Sambo indray ny hitondra fanazavana mikasika ny fandaharanasany ny 14 Aogositra 2024 amin\u2019ny 02 ora folakandro, ora eto Madagasikara.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Kandida amin&rsquo;ny toeran&rsquo;ny Talem-paritry ny OMS ho an&rsquo;i Afrika, nizara ny fandaharanasany tamin&rsquo;ny haino aman-jery ny Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall \u201cFahasalamana ho an\u2019ny rehetra ny olon-drehetra ho an\u2019ny fahasalamana\u201d, izay ny teny filamatra entin\u2019ny Dr Ibrahima Soc\u00e9 Fall ao anatin\u2019ny fandaharanasany raha izy no voafidy hiandraikitra ny toeran\u2019ny talem-paritry ny sampandraharahan\u2019ny fahasalamana OMS aty Afrika. &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1365,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1363","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1363","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1363"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1363\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1366,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1363\/revisions\/1366"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1365"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1363"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1363"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1363"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}