{"id":1367,"date":"2024-08-15T13:41:50","date_gmt":"2024-08-15T13:41:50","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1367"},"modified":"2024-08-15T13:41:50","modified_gmt":"2024-08-15T13:41:50","slug":"famatsiana-rano-fisotro-madio-latsaky-ny-48-nireo-toerana-hahazoana-rano-sisa-no-miasa","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/08\/15\/famatsiana-rano-fisotro-madio-latsaky-ny-48-nireo-toerana-hahazoana-rano-sisa-no-miasa\/","title":{"rendered":"Famatsiana rano fisotro madio, latsaky ny 48 % n\u2019ireo toerana hahazoana rano sisa no miasa"},"content":{"rendered":"<p>Distrika 04 ao amin\u2019ny faritra Atsimo Andrefana no nanatanterahana ny fitsirihana. Hita taorian\u2019izany fa ny 47,5 % n\u2019ny toerana ahafahana mahazo rano sisa no miasa. Ambany mitaha amin\u2019ny tokony ho izy koa ny kalitaon\u2019ny rano, araka ny tatitra navoaky ny Unicef. Tratran\u2019ny loto avy amin\u2019ny tay ny 63% n\u2019ireo toerana fahazoana rano ireo. Noho ny fangerena ankalamanjana no antony. Ny fikambanana tsy miankina SAHI no nanao ny fitsirihana, ny Unicef no mpanatanteraka tamin\u2019ny alalan\u2019ny ny tetikasa Mionjo. Ny Ministeran\u2019ny rano, fanadiovana ary fidiovana no tompon-kevitra ka ny banky iraisam-pirenena no namatsy ara-bola.<\/p>\n<p>Ny 14 aogositra 2024 no nampahafantarana ny tatitra, tao Toliara. Ilaina ny fanisana ireo toerana ahazoana rano madio ahafahana manamboatra ny simba sy manamafy orina ny fotodrafitrasa eo aminy ahatonga ny mponina hahazo rano madio. Ny distrikan\u2019I Betioky Atsimo, Ankazoabo, Beroroha ary Ampanihy Andrefana no niasana. Teo anelanelan\u2019ny volana Avrily \u2013 Jolay 2024 no natao ny fanisana ka nojerena ireo fotodrafitrasa momba ny rano teny anivon\u2019ny sekoly, toeram-pitsaboana sy ireo rafitra isan-tsokajina miasa ao amin\u2019ireo distrika. Nodinihana koa ny fomba nitantanana ireo fotodrafitrasa momba ny rano ireo.<\/p>\n<p>Sary: Unicef<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Distrika 04 ao amin\u2019ny faritra Atsimo Andrefana no nanatanterahana ny fitsirihana. Hita taorian\u2019izany fa ny 47,5 % n\u2019ny toerana ahafahana mahazo rano sisa no miasa. Ambany mitaha amin\u2019ny tokony ho izy koa ny kalitaon\u2019ny rano, araka ny tatitra navoaky ny Unicef. Tratran\u2019ny loto avy amin\u2019ny tay ny 63% n\u2019ireo toerana fahazoana rano ireo. Noho ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1368,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27,28,2],"tags":[],"class_list":["post-1367","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana","category-fanabeazana","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1367","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1367"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1367\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1369,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1367\/revisions\/1369"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1368"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1367"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1367"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1367"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}