{"id":1370,"date":"2024-08-27T08:37:59","date_gmt":"2024-08-27T08:37:59","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1370"},"modified":"2024-08-27T08:37:59","modified_gmt":"2024-08-27T08:37:59","slug":"ady-aminireo-aretina-mtn-mikendry-hahatratra-ani-afrika-ny-hetsika-wins","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2024\/08\/27\/ady-aminireo-aretina-mtn-mikendry-hahatratra-ani-afrika-ny-hetsika-wins\/","title":{"rendered":"Ady amin\u2019ireo aretina MTN, mikendry hahatratra an\u2019I Afrika ny hetsika WINs"},"content":{"rendered":"<p><strong>Alarobia, faha 21 Aogositra 2024<\/strong> \u2013 Nanazava ny ezaka ataon\u2019ny fikambanana tsy miankina WINs ny profesora Epee Emilienne.<\/p>\n<p>Maro ireo aretina tropikaly tsy nomen-danja na antsoina amin\u2019ny fiteny frantsay hoe: Maladie Tropicale N\u00e9glig\u00e9e (MTN) hita manerana an\u2019I Afrika. Women in Neglected Tropical Diseases na WINs ny anaran\u2019ilay fikambanana, na raha adika \u2013 vehivavy vonona hiady amin\u2019ireo aretina tropikaly notsinontsinoavina. Ny profesora Emilienne Epee no filohany. Nambarany, nandritra ny fampitam-baovao ho an\u2019ny mpanao gazety fa\u00a0 miisa 20 ny MTN eto Afrika raha 17 ny ao Cameroun. Ao amin\u2019io firenena io no mijoro ny fikambanana WINs saingy mikendry ny hahatratra an\u2019I Afrika manontolo ny ezaka ataony raha ny fanazavany ihany.<\/p>\n<p>Sokajiana 02 ny MTN ka voalohany ny aretina mifindra. Fomba fiasan\u2019ny WINs manoloana io sokajy io ny fanomezana fitsaboana avy hatrany ny mponina ao amin\u2019ny faritra na ilay toerana ahitana ny aretina. Tanjona ny hifehezana ny fiparitahan\u2019ny aretina sy ny fampihenana ny isan\u2019ny tranga. Ao amin\u2019ny sokajy faharoa kosa ny nametrahan\u2019ny WINs ireo aretina mila fandraisana an-tanana mafonja arakaraka ny karazan\u2019ilay aretina. Ohatra amin\u2019ireny ny Filariose na ongobe hoy ny eto Madagasikara. Miafina ireo marary. Iharan\u2019ny fanilikilihana izy ireny. Mba hahafahana manome fitsaboana azy, tsy maintsy karohana any anivon\u2019ny fiaraha-monina izy ireo. Eo no mampiavaka ny asan\u2019ny WINs. Miara-miasa amin\u2019ny vehivavy eny anivon\u2019ny fiaraha-monina izy ireo satria matetika ny vehivavy no mahafantatra ny toerana misy ny marary. Izy ireo no afaka mandresy lahatra ny marary. Aorian\u2019izay vao afaka mihaona sy manolotra fitsaboana sahaza ilay olona ny dokotera mpiara-miasa amin\u2019ny WINs. Fomba fiasan\u2019ity fikambanana ity ny famolavolana tetikasa, fanolorana servisy ary fiantsoana ireo mpanohana ara-bola hanohana ny tetikasa.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1372 aligncenter\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/wins-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/wins-300x200.jpg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/wins-768x512.jpg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/08\/wins.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p>Nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an&rsquo;ny fahasalamana ny 07 Avrily 2024 no nanatanterahana ny lanonana fanokafana ofisialy ny hetsika WINS tao Yaound\u00e9 \u2013 Cameroun.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Alarobia, faha 21 Aogositra 2024 \u2013 Nanazava ny ezaka ataon\u2019ny fikambanana tsy miankina WINs ny profesora Epee Emilienne. Maro ireo aretina tropikaly tsy nomen-danja na antsoina amin\u2019ny fiteny frantsay hoe: Maladie Tropicale N\u00e9glig\u00e9e (MTN) hita manerana an\u2019I Afrika. Women in Neglected Tropical Diseases na WINs ny anaran\u2019ilay fikambanana, na raha adika \u2013 vehivavy vonona hiady &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1371,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1370","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1370","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1370"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1370\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1373,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1370\/revisions\/1373"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1371"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1370"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1370"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1370"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}