{"id":1484,"date":"2025-05-06T15:46:21","date_gmt":"2025-05-06T15:46:21","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1484"},"modified":"2025-05-06T16:49:06","modified_gmt":"2025-05-06T16:49:06","slug":"mamonjy-aina-ny-rasazy","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2025\/05\/06\/mamonjy-aina-ny-rasazy\/","title":{"rendered":"Mamonjy aina ny rasazy"},"content":{"rendered":"<p><strong>Alatsinainy, faha 05 Mey 2025<\/strong> \u2013 Mametraka ho ambony ny asan\u2019ny rasazy ny tahirin\u2019ny firenena mikambana momba ny mponina na UNFPA.<\/p>\n<p>Nataon\u2019ny UNFPA ho laharam-pahamehana ho amin\u2019ny fampihenana ny ny fahafatesan&rsquo;ny reny ny asan\u2019ny rasazy. Tafiditra ao anatin\u2019ny paikady ampiasain\u2019ity rafitra ity ho an\u2019i Afrika Andrefana sy Afovoany izany, raha ny nambaran\u2019ny taleny, ny Dr. Sennen Hounton. Fanohanana ny governemanta amin\u2019ny alalan\u2019ny fanamafisana ny fanofanana ny mpiasan\u2019ny fahasalamana, fametrahana lasitra ara-dal\u00e0na mifehy ny asan\u2019ny rasazy, ary famolavolana modelina fitsaboana ataon\u2019ny rasazy, ireo no ataon\u2019ny UNFPA raha ny fanazavany. Napetraka ny rafitra handraisana ireo vehivavy mila vonjy maika. Firenena 13 tany Afrika Andrefana sy Afovoany no nampiasana azy io. Ahiana hihemotra anefa ny ezaka natao noho ny fihenan\u2019ny famatsiam-bola toy ny fiatoan\u2019ny USAID. Maro ireo toerana nandraisana ny vehivavy bevohoka no niato. Nisy ireo rasazy tsy nandray karama, ao koa ireo toeram-pitsaboana maro ahiana hikatona, raha tsy hilaza afa-tsy ny any Tchad sy ny tany amin\u2019ny R\u00e9publique centrafricaine. Miezaka ny UNFPA kanefa voafetra ny azony atao hoy ny Dr Sennen Hounton. Na izany aza, ohatra azo alain-tahaka ho an\u2019i Afrika ny ezaka nataon\u2019i Burkina Faso, raha ny nambaran\u2019ity tompon\u2019andraikitry ny UNFPA ao Afrika Andrefana sy Afovoany ity.<\/p>\n<audio class=\"wp-audio-shortcode\" id=\"audio-1484-1\" preload=\"none\" style=\"width: 100%;\" controls=\"controls\"><source type=\"audio\/mpeg\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/dr-sennen.mp3?_=1\" \/><a href=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/dr-sennen.mp3\">https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/dr-sennen.mp3<\/a><\/audio>\n<p style=\"text-align: left;\"><strong>Mitombo isa ny rasazy miasa ao Burkina faso<\/strong><\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1486 alignleft\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/Dr-Robert-Lucien-Jean-Claude-Kargougou-240x300.jpg\" alt=\"\" width=\"240\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/Dr-Robert-Lucien-Jean-Claude-Kargougou-240x300.jpg 240w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/Dr-Robert-Lucien-Jean-Claude-Kargougou.jpg 768w\" sizes=\"auto, (max-width: 240px) 100vw, 240px\" \/> Mitombo ny isan\u2019ny rasazy raisin\u2019ny fanjakana alefa miasa manerana ireo firenena io. Nilaza ny ministry ny fahasalamana Burkinab\u00e9 fa raha toa ka rasazy 1 ho an\u2019ny olona 150 000 no nisy 20 taona lasa izay, ankehitriny, ahitana rasazy ampolony isaky ny hopitalin\u2019ny distrika. Saika ahitana rasazy koa eny amin\u2019ireo toeram-pitsaboana.<\/p>\n<p>Ankoatra izay, nanokana tetibola 12 % ho an\u2019ny ministeran\u2019ny fahasalamana ny fanjakana ao Burkina Faso. Tsy nahena io tetibola io na teo aza ireo krizy samihafa nandalovan\u2019izy ireo. Teo koa ny fanamafisina ny fanofanana sy ny fampianarana. Ary natao maimaimpoana ny fitsaboana ny reny sy ny zaza vao teraka.<\/p>\n<audio class=\"wp-audio-shortcode\" id=\"audio-1484-2\" preload=\"none\" style=\"width: 100%;\" controls=\"controls\"><source type=\"audio\/mpeg\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/min-sante-de-Burkina.mp3?_=2\" \/><a href=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/min-sante-de-Burkina.mp3\">https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/05\/min-sante-de-Burkina.mp3<\/a><\/audio>\n<p>Nandritra ny tafa nampitain-davitra niarahan\u2019ny UNFPA sy ny tambazotra iraisan\u2019ny mpanao gazety mivoy ny vaovao mikasika ny fahasalamana sy ny tontolo iainana REMAPSEN no nizarana ireo antotam-baovao ireo. Mpanao gazety afrikanina maherin\u2019ny 40 no nadray anjara ka isan\u2019ireny ny solotenan\u2019i Madagasikara.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Alatsinainy, faha 05 Mey 2025 \u2013 Mametraka ho ambony ny asan\u2019ny rasazy ny tahirin\u2019ny firenena mikambana momba ny mponina na UNFPA. Nataon\u2019ny UNFPA ho laharam-pahamehana ho amin\u2019ny fampihenana ny ny fahafatesan&rsquo;ny reny ny asan\u2019ny rasazy. Tafiditra ao anatin\u2019ny paikady ampiasain\u2019ity rafitra ity ho an\u2019i Afrika Andrefana sy Afovoany izany, raha ny nambaran\u2019ny taleny, ny Dr. &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1485,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1484","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1484","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1484"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1484\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1491,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1484\/revisions\/1491"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1485"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1484"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1484"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1484"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}