{"id":1543,"date":"2025-11-16T12:00:52","date_gmt":"2025-11-16T12:00:52","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1543"},"modified":"2025-11-16T12:00:52","modified_gmt":"2025-11-16T12:00:52","slug":"jesosy-kristy-irery-no-sakaiza-tena-tia-sy-afaka-mamonjy","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2025\/11\/16\/jesosy-kristy-irery-no-sakaiza-tena-tia-sy-afaka-mamonjy\/","title":{"rendered":"Jesosy Kristy irery no sakaiza tena tia sy afaka mamonjy"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antanimora, faha 15 Novambra 2025<\/strong>\u00a0\u2013 Nitsidika ny Fonja ao Antanimora ireo fiangonana avy ao amin&rsquo;ny sektera Ambolokandrina, distrika Mandrosoa. Ankoatra ny fampaherezana ireo voafonja, nanolotra vary milanja 300 kg izy ireo. Nanampy, nampahery ary nitondra am-bavaka ny solotenan\u2019ny fiangonana adevntista tonga teny Antanimora. Nizara ho vondrona telo izy ireo ka ny ampahany voalohany tao amin&rsquo;ny faritra misy ny lehilahy, ny sasany tao amin&rsquo;ny faritra misy ny vehivavy, ary ny ambiny nitsidika ireo zaza tsy ampy taona niaraka tamin&rsquo;ny tanora adventista (JA) avy ao Avaradoha \u2013 Distrika Manjakaray.<\/p>\n<p>Ny anabavy Njarasoa no nitondra ny Tenin&rsquo;Andriamanitra tao amin&rsquo;ny kartie itazonana ireo vehivavy ka nambarany tamin&rsquo;izany fa \u00ab\u00a0<em>tsy misy sakaiza tena tia afaka hamonjy anao afa<\/em><em>&#8211;<\/em><em>tsy Jesosy Kristy irery ihany.<\/em>\u00a0\u00bb<\/p>\n<p>TANORA ADVENTISTA AVARADOHA NIZARA HAFALIANA HO AN\u2019IREO ZAZA NANIA<\/p>\n<p>Tao amin\u2019ny toerana fanarenana ireo zaza tsy ampy taona no notsidihan\u2019ny tanora adventista avy ao Avaradoha, Distrika Manjakaray. Tao avokoa ireo solotena isan-tsokajy. \u00ab\u00a0Hafaliana tsy omby tratra ny an&rsquo;ireo zaza tsy ampy taona ireo raha niaraka tamin&rsquo;ireto tanora ireto\u00a0\u00bb hoy ny tatitra voaray. Toy ny mahazatra, nanolotra sakafo masaka ho azy ireo ny tanora rehefa nifarana ny fotoana.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1544 aligncenter\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/FONJA-16-NOV-2-300x226.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"226\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/FONJA-16-NOV-2-300x226.jpeg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/FONJA-16-NOV-2-1024x770.jpeg 1024w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/FONJA-16-NOV-2-768x578.jpeg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/FONJA-16-NOV-2.jpeg 1280w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p>Tsy manadino ireo mpifatotra ny fiangonana Advantista araka ny hafatra ao amin&rsquo;ny bokin&rsquo;ny Hebreo 13 : 3. <em>Hisy vokatra tsara tokoa anie izao fikelezana aina ataon&rsquo;ny fiangonana izao<\/em>, hoy ny pastora aumonier miasa eny amin\u2019ny fonja.<\/p>\n<p>Sary sy lahatsoratra\u00a0: Tovo Olivier<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antanimora, faha 15 Novambra 2025\u00a0\u2013 Nitsidika ny Fonja ao Antanimora ireo fiangonana avy ao amin&rsquo;ny sektera Ambolokandrina, distrika Mandrosoa. Ankoatra ny fampaherezana ireo voafonja, nanolotra vary milanja 300 kg izy ireo. Nanampy, nampahery ary nitondra am-bavaka ny solotenan\u2019ny fiangonana adevntista tonga teny Antanimora. Nizara ho vondrona telo izy ireo ka ny ampahany voalohany tao amin&rsquo;ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1545,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[2],"tags":[],"class_list":["post-1543","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-tie-sosialy"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1543","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1543"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1543\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1546,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1543\/revisions\/1546"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1545"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1543"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1543"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1543"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}