{"id":1556,"date":"2025-11-27T07:43:53","date_gmt":"2025-11-27T07:43:53","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1556"},"modified":"2025-11-27T07:47:25","modified_gmt":"2025-11-27T07:47:25","slug":"fihaonambenny-mpanao-gazety-afrikanina-momba-ny-mtn","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2025\/11\/27\/fihaonambenny-mpanao-gazety-afrikanina-momba-ny-mtn\/","title":{"rendered":"Fihaonamben\u2019ny mpanao gazety afrikanina momba ny MTN"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antananarivo, faha 25 Novambra 2025<\/strong> \u2013 Nosokafana tamin\u2019ny fomba ofisaly ny fihaonambe fahefatra eo amin\u2019ireo mpnao gazety afrikanina mivoy ny fahasalamana. Nampitaina tamin\u2019ny alalan\u2019ny aterineto ity fanokafana ofisialy ity.<\/p>\n<p>Aretina mahamenatra, tsy voajery ary tsy voaresaka matetika ny Maladie Tropicale N\u00e9glig\u00e9es na MTN. Ho an\u2019i Madagasikara manokana, karazany 04 no mbola misy ka isan\u2019ireny ny filariose na ny ongobe, raha ny tatitra voaray. Nilaza ny Pr Awa Marie COLL-SECK, filoha ny Galien Africa fa maherin\u2019ny 600 tapitrisa ny afrikanina tratran\u2019ireo karazana aretina ireo. Maro ireo jamba, simba ny endriny, lasa nalemy sy tsy afa-mandeha hany ka lasa marefo sy voailika eo anivon\u2019ny fiaraha-monina. Azo atao anefa ny misoroka, mitsabo ary indrindra ny fanafoanana ireo karazana aretina ireo.<\/p>\n<p>Manana andraikitra ny mpanao gazety amin\u2019ny fampitana vaovao, ny fanentanana sy ny fampitana ireo adisiska ahafahana mamongotra ireo karazana aretina tropikaly tsy voajery ireo, hoy ny filohan\u2019ny tambazotra REMAPSEN, Bamba Youssouf, nandritra ny fanokafana tamin\u2019ny fomba ofisialy ny fihaonambe andiany fahefatra. Lohahevitra noraisina ny hoe \u00ab\u00a0<strong>de la negligence a la mise en lumi\u00e8re : Faire avancer l\u2019agenda africain pour l\u2019\u00e9limination des MTN.<\/strong>\u00a0\u00bb na raha hadika malalaka \u00a0\u00ab\u00a0Avy amin&rsquo;ny tsy firaharahiana mankany amin&rsquo;ny fampahafantarana mazava\u00a0: Irosoana ny fandaharam-potoana Afrikana amin&rsquo;ny fanafoanana ny MTN\u00a0\u00bb. Nampahafantarina fa ho tanterahana any Cotonou \u2013 B\u00e9nin ny 29 sy 30 Janoary 2026 ny fihaonambe mivantana fahefatra na 4\u00e8 Forum des m\u00e9dias africains handinihana ny andraikitry ny haino vaky jery manoloana ny famongorana ireo karazan\u2019aretina sokajiana ho MTN ireo.<\/p>\n<p>An-tapitrisany ny mararin\u2019ireo MTN eto afrika. Maro ireo tratry ny Onchocercose, izay miteraka hidihidy mafy ho an\u2019ireo voany. Misy koa ny aretina toy ny \u00ab\u00a0c\u00e9cit\u00e9 des rivi\u00e8res\u00a0\u00bb. Ny ankizy kosa no maro tratran\u2019ny \u00ab\u00a0schistosomiase\u00a0\u00bb, ny \u00ab\u00a0filariose lymphatique\u00a0\u00bb, izay miteraka kilema ara-batana sy fanilikilihana ho an\u2019ireo marary. Miaritra fanaintainana mafy koa, hoy ireo manampahaizana ny aretina \u00ab\u00a0dracunculose\u00a0\u00bb.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo, faha 25 Novambra 2025 \u2013 Nosokafana tamin\u2019ny fomba ofisaly ny fihaonambe fahefatra eo amin\u2019ireo mpnao gazety afrikanina mivoy ny fahasalamana. Nampitaina tamin\u2019ny alalan\u2019ny aterineto ity fanokafana ofisialy ity. Aretina mahamenatra, tsy voajery ary tsy voaresaka matetika ny Maladie Tropicale N\u00e9glig\u00e9es na MTN. Ho an\u2019i Madagasikara manokana, karazany 04 no mbola misy ka isan\u2019ireny ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1559,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1556","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1556","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1556"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1556\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1560,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1556\/revisions\/1560"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1559"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1556"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1556"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1556"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}