{"id":1625,"date":"2026-01-16T06:47:09","date_gmt":"2026-01-16T06:47:09","guid":{"rendered":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/?p=1625"},"modified":"2026-01-16T06:47:09","modified_gmt":"2026-01-16T06:47:09","slug":"zo-sy-fananahana-ara-pahasalamana-nankatoavina-ny-drafitra-stratejika-nasionaly","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/2026\/01\/16\/zo-sy-fananahana-ara-pahasalamana-nankatoavina-ny-drafitra-stratejika-nasionaly\/","title":{"rendered":"Zo sy fananahana ara-pahasalamana : Nankatoavina ny drafitra stratejika nasionaly"},"content":{"rendered":"<p><strong>Antananarivo faha 13 Janoary 2026<\/strong> \u2013 Nankatoavin\u2019i Madagasikara ny Drafitra Statejika Nasionaly momba ny Fiovam-pihetsika amam-pitondrantena, ho an\u2019ny taona 2026 \u2013 2030.<\/p>\n<p>Voakasika amin\u2019ity drafitra nasionaly ity ny fahasalamana sy zo ara-pananahana, ny ny fahasalaman&rsquo;ny reny, ny zaza vao teraka, ny ankizy, ny zatovo ary ny fanjarian-tsakafo. Nandritra ny atrikasa nasionaly notanterahana tao Antaninarenina, natrehan\u2019ny minisiteran\u2019ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo ministera samihafa, ireo mpiara-miombon\u2019antoka ara-teknika sy ara-bola ary ireo fikambanana fiarahamonim-pirenena no nanapahana izany.<\/p>\n<p>Farafahakeliny, 90 isan-jaton\u2019ny mponina no kendrena hanana sy hanaja fitondran-tena maharitra manohana ny fahasalamana sy ny zo ara-pananahana ary ara-piterahana alohan&rsquo;ny taona 2030. Tanjona ny hampihenana ny tahan\u2019ny aretina sy ny fahafatesan\u2019ny reny sy ny zaza. Nanambara Hantanirina L\u00e9a, tomponandraikitra misahana ny serasera\u00a0 sy ny fampiroboroboana ny fahasalamana eo anivon\u2019ny sampan-draharaha\u00a0 misahana ny fahasalamam-pianakaviana (DSFA) ao amin\u2019ny ministeran\u2019ny fahasalamana fa \u00ab\u00a0<em>tamin&rsquo;ny\u00a0 taona 2025 no\u00a0 namolavol\u00e0na io drafitra io ary anisan&rsquo;ny misongadina ao anatin&rsquo;izany ny paikady nasionaly mahakasika ny fiovam-pihetsiky ny fiaraha-monina amin\u2019ny\u00a0 fahasalamana sy zo ara-pananahana, fahasalaman&rsquo;ny reny, ny zaza vao teraka, ny ankizy, ny zatovo sy ny tanora ary ny fanjariantsakafo\u00a0<\/em>\u00bb. Nomarihiny fa \u00ab\u00a0paikady\u00a0 dimy lehibe no iankinan&rsquo;ity drafitra ity ka anisan&rsquo;izany ny fanamafisana ny fitantanana sy ny fandrindr\u00e0na, ny fanamafisana ny fahaiza-manaon\u2019ireo mpisehatra, eo ihany koa ny\u00a0 fanatsar\u00e0na\u00a0 sy ny fampias\u00e0na ny tolotra ara-pahasalamana.\u00a0\u00bb<\/p>\n<p>Nanampy tamin\u2019ny famolavolana sy ny fandaniana ity drafitra nasionaly ity ny mpiara-miombon\u2019antoka ara-bola sy ara-teknika toy Unicef sy ny fandaharanasa WISH2, tamin\u2019ny alalan\u2019ny Johns Hopkins Center for Communication Programs (JH CCP).<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-medium wp-image-1627\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2-300x200.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2-300x200.jpeg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2-1024x682.jpeg 1024w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2-768x512.jpeg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2-1536x1023.jpeg 1536w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-2.jpeg 1600w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-medium wp-image-1626\" src=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-3-300x224.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"224\" srcset=\"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-3-300x224.jpeg 300w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-3-1024x765.jpeg 1024w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-3-768x573.jpeg 768w, https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2026\/01\/WISH-3.jpeg 1200w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Antananarivo faha 13 Janoary 2026 \u2013 Nankatoavin\u2019i Madagasikara ny Drafitra Statejika Nasionaly momba ny Fiovam-pihetsika amam-pitondrantena, ho an\u2019ny taona 2026 \u2013 2030. Voakasika amin\u2019ity drafitra nasionaly ity ny fahasalamana sy zo ara-pananahana, ny ny fahasalaman&rsquo;ny reny, ny zaza vao teraka, ny ankizy, ny zatovo ary ny fanjarian-tsakafo. Nandritra ny atrikasa nasionaly notanterahana tao Antaninarenina, natrehan\u2019ny &hellip;<\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":1628,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[27],"tags":[],"class_list":["post-1625","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-fahasalamana"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1625","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1625"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1625\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1629,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1625\/revisions\/1629"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1628"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1625"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1625"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/gasikaranews.com\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1625"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}