Fantaro izahay

Gasikaranews – Mampita vaovao mitondra fiovana Gazety mivoaka amin’ny aterineto ny Gasikaranews. Mpanao gazety vitsivitsy resy lahatra fa fanoitra ho amin’ny fampandrosoana ny asa fampitam-baovao, no nanorina azy tamin’ny taona 2016. Tanjona ny hanomezana vaovao ny olom-pirenena tsirairay ary iantohany ny tamberin’andraikitra manoloana ny olom-pirenena. Manohana ny fampandrosoana itondra ny fiovana ireo vokatra rehetra omen’ny mpanao gazetin’ny Gasikaranews, na asa soratra, na fanadihadiana lalina na fikarohana. Mitsinjara amina zoro samihafa toy ny : Fahasalamana, Tontolo iainana, Sosialy, Fanabeazana ary Fanatanjahatntena izany.

Tolotra ANDRIANANTENAINA
Journaliste

Tolotra ANDRIANANTENAINA
Journaliste

Bouton retour en haut de la page