Fanabeazana
-
Ny vohoka aloha loatra sy ny vohoka tsy irina
Mandritra ny fahatanorana no hiatrehan’ny tanora ny tontolo manodidina azy. Tsara ny mampisongadina ny teny hoe “fifandraisana araka ny maha…
Lire la suite » -
Lehilahy mahomby, mitsinjo ny ankohonany
Lehilahy mahomby antsoina amin’ny teny frantsay hoe « masculinité positive » ! Inona izany ? ilaina ve ? Ahoana ny mikasika ireo lehilahy manana fahasembanana ?…
Lire la suite » -
PAMF academy, tanora 15 no hisantatra azy
Antananarivo, faha 9 Febroary 2026 – Voasonia ny fiaraha-miasa teo amin’ny Première Agence de Microfinance de Madagascar (PAMF) sy ny…
Lire la suite » -
Miantraika amin’ny taranaka vokatry ny tsifanjariantsakafo
Mahia kely na matavy be, samy endrika maneho tsifanjariantsakafo. Ny zaza, ankizy ary ireo vehivavy no iaintraikan’izy io raha ny…
Lire la suite » -
Fanabeazana ara-pananahana feno: Sakana ny tsy fahampian’ny fahalalana
« Tsy resahana izy io. Maro ny tanora any Toliara tsy mahafantatra mikasika io fananahana ara-pahasalamana io satria ny raiamandreny tsy…
Lire la suite » -
Fanofanana arakasa : Namoaka ny andiany mirindra ny CFPS
Antananarivo, faha 05 Septambra 2024 – 07 mianadahy no nahazo ny mari-pahaizana avy amin’ny ministeran’ny fampianarana teknika sy fiofanana arakasa…
Lire la suite » -
Famatsiana rano fisotro madio, latsaky ny 48 % n’ireo toerana hahazoana rano sisa no miasa
Distrika 04 ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana no nanatanterahana ny fitsirihana. Hita taorian’izany fa ny 47,5 % n’ny toerana ahafahana…
Lire la suite » -
Manohana ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ny amerikanina
« Ambany dia ambany ny taha-pahaizan’ny ankizy Malagasy mamaky teny sy manao kajikajy tsotsotra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra, » hoy ny…
Lire la suite » -
FIFANINANANA KABARY AMIN’NY TENY JAPONEY: METY HO ANY JAPON NY NAHAZO NY LAHARANA VOALOHANY
Tontosa ny 10 Jona 2023 ny fifaninanana mikabary amin’ny teny Japoney. Lemaraina Mario Philippien no nahazo ny laharana voalohany teo…
Lire la suite » -
FANABEAZANA: MIARA-MIASA NY ALLIANCE FRANÇAISE SY NY ORINASA WEBHELP
Fifanarahana ahazoan’ny roa tonta tombony ity voasonia tetsy Andavamamba ny 12 Jona ity. Ho an’ny AFT, iantohan’izy ireo ny fampianarana…
Lire la suite »