Toekarena
WordPress est un de mes outils de blogs préférés et je partage des trucs et astuces pour utiliser WordPress ici.
-
PAMF academy, tanora 15 no hisantatra azy
Antananarivo, faha 9 Febroary 2026 – Voasonia ny fiaraha-miasa teo amin’ny Première Agence de Microfinance de Madagascar (PAMF) sy ny…
Lire la suite » -
Fiaraha-miasa eo amin’ny SPEAK UP AFRICA sy ny REMAPSEN : Niofana ny mpanao gazety
Niofana momba ny andraikitry ny mpanao gazety amin’ny fikarohana, fampandrosoana ary fanavaozana eo amin’ny lafiny fahasalamana ny mpanao gazety Ivoariana…
Lire la suite » -
Fanofanana arakasa : Namoaka ny andiany mirindra ny CFPS
Antananarivo, faha 05 Septambra 2024 – 07 mianadahy no nahazo ny mari-pahaizana avy amin’ny ministeran’ny fampianarana teknika sy fiofanana arakasa…
Lire la suite » -
Mankalaza ny fahadimy taonany ny 90 studios
Antananarivo, faha 30 Aogositra 2024 – Fanamarihana ny ivon’ny fankalazana ny fahadimy taonany. Orinasa fanaovan-gazety sy fikaroham-baovao ny 90 Studios.…
Lire la suite » -
Foarabe fampivoarana andiany voalohany : Vonona ny mpikarakara
Trano heva 250 no hanehoan’ireo mpandraharaha ny asany, ny tolotra sy ny vokatra avy aminy. Hetsika ara-barotra, ifaneraserana ary hambolena…
Lire la suite » -
Nitombo ny mpizahatany mitsidika an’i Madagasikara
Nitombo 5 ka hatramin’ny 6 avo heny ny tahan’ny mpizahatany anatiny eto Madagasikara teo anelanelan’ny 2020 sy ny 2023. 12…
Lire la suite » -
Mitombo isan-taona ny olona mindram-bola amin’ny banky
Antananarivo, faha 11 Desambra 2023 – Antony maro ny mahatonga ny olona mindrana vola any amin’ny banky. Ny fampidirana mpianatra,…
Lire la suite » -
KAROHANA NY PAIKADY IADIANA AMIN’NY JONO TSY ARA-DALANA
Antananarivo 05 Jona 2023 – Mikaon-doha ireo mpisehatra amin’ny jono an-dranomasina. Ny jono tsy ara-dalàna, tsy voambara ary tsy voafehin-dalàna…
Lire la suite » -
FARITRA ANALANJIROFO: ATAO PONT BAILEY NY TETEZAN’I SAHARAMY
Mananara Avaratra – Alahady 04 Jona 2023. Arenina ny tetezan’I Saharamy. Tamin’ny taona 2012 no tapaka io tetezana io vokatry…
Lire la suite » -
Mampiroborobo ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’i Etazonia sy Madagasikara ny hetsika “One Country, One Day”
Manamarika ny fanombohan’ny paikadim-pirenena AGOA eto Madagasikara ireo governemanta roa tonta sy ny sehatra tsy miankina Ny fifanakalozana ara-barotra sy…
Lire la suite »