Fahasalamana
-
Ny vohoka aloha loatra sy ny vohoka tsy irina
Mandritra ny fahatanorana no hiatrehan’ny tanora ny tontolo manodidina azy. Tsara ny mampisongadina ny teny hoe “fifandraisana araka ny maha…
Lire la suite » -
Lehilahy mahomby, mitsinjo ny ankohonany
Lehilahy mahomby antsoina amin’ny teny frantsay hoe « masculinité positive » ! Inona izany ? ilaina ve ? Ahoana ny mikasika ireo lehilahy manana fahasembanana ?…
Lire la suite » -
Ny fananahana ara-pahasalaman’ny zatovo sy ny tanora
Azo lazaina fa tena mponina tanora tokoa ny Malagasy. Amin’izao fotoana izao raha 26 tapitrisa ny isan’ny mponina eto Madagasikara…
Lire la suite » -
Fahasalamana ara-pananahana : Miantso fitovian-jo ireo manana fahasembanana
Betsaka ny diso hevitra, tsy vitsy ireo manana hevi-draikitra mikasika ireo olona sembana. Manakana ny fisitrahany ny zony ny fiheverana…
Lire la suite » -
Fahasalamana ara-pananahana : Mitondra fanazavana ny tompon’andraikitra
Antananarivo, faha 13 Janoary 2026 – Nankatoavin’i Madagasikara ny drafitrasa Nasionaly momba ny fiovam-pitondrantena sy fiovana eo anivon’ny fiaraha-monina amin’ny fahasalamana…
Lire la suite » -
Zo sy fananahana ara-pahasalamana : Nankatoavina ny drafitra stratejika nasionaly
Antananarivo faha 13 Janoary 2026 – Nankatoavin’i Madagasikara ny Drafitra Statejika Nasionaly momba ny Fiovam-pihetsika amam-pitondrantena, ho an’ny taona 2026…
Lire la suite » -
VIH SIDA : Manan-jo hitsabo tena ny reny bevohoka
Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025 – Manamarika ny andro erantany iadiana amin’ny VIH SIDA ny eto Madagasikara. Atao fitiliana VIH…
Lire la suite » -
Fihaonamben’ny mpanao gazety afrikanina momba ny MTN
Antananarivo, faha 25 Novambra 2025 – Nosokafana tamin’ny fomba ofisaly ny fihaonambe fahefatra eo amin’ireo mpnao gazety afrikanina mivoy ny…
Lire la suite » -
Ampiasaina manerana ny faritra ireo tolo-kevitra voaray
Mahajanga, faha 14 Novambra 2025 – Tolo-kevitra Folo no nivoaka taorian’ny « campagne zéro discrimination » nokarakarain’ny Tambazotra Parlementera Nasionaly mivoy ny…
Lire la suite » -
Fananahana ara-pahasalamana : Ilaina ny fanabeazana hoy ny tanora
Mahajanga faha, 12 Novambra 2025 – Manaitra ireo tarehi-marika ! Zatovovavy 3 isan’andro no mamoy ny ainy noho ny olana momba…
Lire la suite »