Tontolo iainana
-
Médias #PourLesAiresProtégées andiany fahatelo
Raikitra indray ! Médias #PourLesAiresProtégées andiany fahatelo. Misokatra ny fifaninanana ahazoan’ireo mpanao gazety misitraka fanohanana ara-bola sy ara-kevitra ahafahany manatontosa fanadihadiana…
Lire la suite » -
Fikajiana ny zavamananaina : Raikitra ny fifaninanana « Art et Biodiversité »
Antananarivo, faha 04 Jona 2025 – Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny fisokafan’ny fifaninanana andiany fahefatra mikasika ny zava-kanto sy ny…
Lire la suite » -
Fandaharanasa tohanan’ny CEPF, mandray ny atrikasa fanaovana tombana i Madagasikara.
Antananarivo, faha 06 Mey 2025 – Fanaovana tombana antenantenam-potoana ny fandaharanasa miompana amin’ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetrandro amin’ny alalan’ny rohy…
Lire la suite » -
NpsEnergy : Tranonkalam-pifandraisana teraka tao anatin’ny tetikasa TWENex
Antananarivo, faha 28 Marsa 2025 : Nanamarika ny fanakatonana ny tetikasa TWENex ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny NpsEnergy Hizarana torohay,…
Lire la suite » -
Fiaraha-miasa eo amin’ny SPEAK UP AFRICA sy ny REMAPSEN : Niofana ny mpanao gazety
Niofana momba ny andraikitry ny mpanao gazety amin’ny fikarohana, fampandrosoana ary fanavaozana eo amin’ny lafiny fahasalamana ny mpanao gazety Ivoariana…
Lire la suite » -
Fiarovana ny alan’I Vohibola III: Mandray andraikitra ny vehivavy
Tsy hanavahana sokajin’olona ny asa fiarovana ny ala sy ny zavamananaina ao aminy. Mifarimbona ireo mpiantsehatra. Eny an-kianja ireo vondron’olona…
Lire la suite » -
Fanodinana ny fako ho lasa angovo, mbola malalaka ny tsena hoy ny AIDES Développement
Antananarivo, faha 15 Novambra 2024 – Nifandinika ireo mpisehatra amin’ny fanodinana ny fako ho lasa angovo. Vitsy ny orinasa misehatra…
Lire la suite » -
Mankalaza ny andro erantany ho an’ny Volobe I Madagasikara
Antananarivo, faha 18 Septambra 2024 – Nomarihana tetsy amin’ny Soanala Ambatobe ny fankalazana ofisialy. “Seha-pihariana volobe mahomby sy tontolo iainana…
Lire la suite » -
Voarara ny fanondranana harena voajanahary arovana
Tambajotra iray mpitrandraka sy mpanondrana pachypodium na Jabihy (baobab nain) an-tsokosoko no rava vokatry ny fiaraha-misalahan’ny minisitera misahana ny Tontolo…
Lire la suite » -
Namono olona sy nandrava fananana I Gamane
Olona 03 tsy hita, 14 namoy ny ainy ary 03 naratra, raha ny tatitra navoakan’ny biraom-pirenena misahana ny loza sy…
Lire la suite »