FanatanjahantenaPôlitika

CHAN ALGERIE, namoha ny fitiavan‘ny Malagasy ny Baolina Kitra

CHAN ALGERIE, namoha ny fitiavan‘ny Malagasy ny Baolina Kitra

CHAN Algérie, namoha ny fitiavan‘ny Malagasy nbaolina kitra
Tapitra ny lalao. Nandresy tamin’ny isa 3-1 ny Barea Madagasikara raha nihaona tamin’ny ekipa Mozambika. Mpilalao mendrika i Dax.
Tsy niandry ela, naneno eran‘ny tanána ny anjomara. Nipoaka ny sarombilany. Faly ny olona.
I Senegal no hihaona amin‘i Madagasikara amin’ny manasa-dalana.
Alefa BAREA

Articles similaires

Un commentaire

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Bouton retour en haut de la page