-
Fahasalamana
Ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara nofo IST/SIDA
Ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara nofo dia antony fahadimy mahatonga ny olona hanatona tobim-pahasalamana. Ny aretina azo avy…
Lire la suite » -
Pôlitika
Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety : Mankany amin’ny fanavaozana sy rafitra mazava
Antananarivo, faha 27 Avrily 2026 – Natomboka ny herinandro fanamarihana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Lanonana notanterahana tetsy amin’ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Ny vohoka aloha loatra sy ny vohoka tsy irina
Mandritra ny fahatanorana no hiatrehan’ny tanora ny tontolo manodidina azy. Tsara ny mampisongadina ny teny hoe “fifandraisana araka ny maha…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Lehilahy mahomby, mitsinjo ny ankohonany
Lehilahy mahomby antsoina amin’ny teny frantsay hoe « masculinité positive » ! Inona izany ? ilaina ve ? Ahoana ny mikasika ireo lehilahy manana fahasembanana ?…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Ny fananahana ara-pahasalaman’ny zatovo sy ny tanora
Azo lazaina fa tena mponina tanora tokoa ny Malagasy. Amin’izao fotoana izao raha 26 tapitrisa ny isan’ny mponina eto Madagasikara…
Lire la suite » -
Fanabeazana
PAMF academy, tanora 15 no hisantatra azy
Antananarivo, faha 9 Febroary 2026 – Voasonia ny fiaraha-miasa teo amin’ny Première Agence de Microfinance de Madagascar (PAMF) sy ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fahasalamana ara-pananahana : Miantso fitovian-jo ireo manana fahasembanana
Betsaka ny diso hevitra, tsy vitsy ireo manana hevi-draikitra mikasika ireo olona sembana. Manakana ny fisitrahany ny zony ny fiheverana…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fahasalamana ara-pananahana : Mitondra fanazavana ny tompon’andraikitra
Antananarivo, faha 13 Janoary 2026 – Nankatoavin’i Madagasikara ny drafitrasa Nasionaly momba ny fiovam-pitondrantena sy fiovana eo anivon’ny fiaraha-monina amin’ny fahasalamana…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Zo sy fananahana ara-pahasalamana : Nankatoavina ny drafitra stratejika nasionaly
Antananarivo faha 13 Janoary 2026 – Nankatoavin’i Madagasikara ny Drafitra Statejika Nasionaly momba ny Fiovam-pihetsika amam-pitondrantena, ho an’ny taona 2026…
Lire la suite » -
Tontolo iainana
Médias #PourLesAiresProtégées andiany fahatelo
Raikitra indray ! Médias #PourLesAiresProtégées andiany fahatelo. Misokatra ny fifaninanana ahazoan’ireo mpanao gazety misitraka fanohanana ara-bola sy ara-kevitra ahafahany manatontosa fanadihadiana…
Lire la suite »