-
Sosialy
RADIO OASIS : ONJAM-PEO MIZARA HAFATRA SOA
Auditorium Elisa Leitao Soamanandrariny, Antananarivo faha 13 Desambra 2025 – Nakatona tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 25 taona…
Lire la suite » -
Sosialy
Réseau Malgache du Handicap : omeo lanja ny olona sembana
03 Desambra, andro iraisam-pirenana ho an’ny olona sembana. Fotoana fanararaotra, hitondrana ireo soso-kevitra sy haitaky momba ny fanajana ny zon’ny…
Lire la suite » -
Sosialy
The Investigator’s Lab : Hizarana traikefa ho an’ny mpianatra sy mpanao gazety
Antananarivo 28 novambra 2025 – Tontosa teny amin’ny IKM Antsahavola ny hetsika « The Investigator’s Lab » nokarakarain’ny ONG Malina, tambazotran’ny mpanao…
Lire la suite » -
Fahasalamana
VIH SIDA : Manan-jo hitsabo tena ny reny bevohoka
Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025 – Manamarika ny andro erantany iadiana amin’ny VIH SIDA ny eto Madagasikara. Atao fitiliana VIH…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fihaonamben’ny mpanao gazety afrikanina momba ny MTN
Antananarivo, faha 25 Novambra 2025 – Nosokafana tamin’ny fomba ofisaly ny fihaonambe fahefatra eo amin’ireo mpnao gazety afrikanina mivoy ny…
Lire la suite » -
Sosialy
Fankalazana ny faha-30 taonan’ny minisitera miadidy ny vehivavy adventista
Soamanandrariny faha, 22 Novambra 2025 – Ny Sabata 22 Novambra 2025 no nankalazan’ny fiangonana Adventista maneran-tany ny faha-30 taona nijoroan’ny…
Lire la suite » -
Sosialy
Peace Corps : Omen-danja ny fanabeazana, fahasalamana ary ny fambolena
Antananarivo, faha 14 Novambra 2025 : Vita fianianana ireo mpilatsaka an-tsitrapo Amerikanina miisa 20. Peace corps andiany faha 61 izy 20…
Lire la suite » -
Sosialy
Jesosy Kristy irery no sakaiza tena tia sy afaka mamonjy
Antanimora, faha 15 Novambra 2025 – Nitsidika ny Fonja ao Antanimora ireo fiangonana avy ao amin’ny sektera Ambolokandrina, distrika Mandrosoa. Ankoatra…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Ampiasaina manerana ny faritra ireo tolo-kevitra voaray
Mahajanga, faha 14 Novambra 2025 – Tolo-kevitra Folo no nivoaka taorian’ny « campagne zéro discrimination » nokarakarain’ny Tambazotra Parlementera Nasionaly mivoy ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fananahana ara-pahasalamana : Ilaina ny fanabeazana hoy ny tanora
Mahajanga faha, 12 Novambra 2025 – Manaitra ireo tarehi-marika ! Zatovovavy 3 isan’andro no mamoy ny ainy noho ny olana momba…
Lire la suite »