-
Sosialy
Ady amin’ny famarinana olombelona : mitohy ny fanentanana
Anosisoa Ambohimanarina, faha 10 Septambra 2025 – Tontosa ny fanentanana nataon’ny Biraom-pirenena Miady amin’ny Famarinana Olombelona (BNLTEH) – avy ao…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Sakafo feno ho an’ny zaza ny nonon-dreny
Akon’ny webinaire – Remapsen, ny 06 Aogositra 2025. Feno otrikaina, ahitana ireo singa mpamelona ilain’ny zaza, miaro azy ireo amin’ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Miantraika amin’ny taranaka vokatry ny tsifanjariantsakafo
Mahia kely na matavy be, samy endrika maneho tsifanjariantsakafo. Ny zaza, ankizy ary ireo vehivavy no iaintraikan’izy io raha ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Marary maherin’ny 5 tapitrisa nisitraka fitsaboana avy amin’ny sinoa
Feno 50 taona ny nandefasan’i Chine dokotera nankaty Madagasikara. Mpitsabo teratany sinoa maherin’ny 700 no efa nandalo teto. 5 tapitrisa…
Lire la suite » -
Sosialy
Fikajiana ny zavamananaina : Raikitra ny fifaninanana « Art et Biodiversité »
Antananarivo, faha 04 Jona 2025 – Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny fisokafan’ny fifaninanana andiany fahefatra mikasika ny zava-kanto sy ny…
Lire la suite » -
Fanabeazana
Fanabeazana ara-pananahana feno: Sakana ny tsy fahampian’ny fahalalana
« Tsy resahana izy io. Maro ny tanora any Toliara tsy mahafantatra mikasika io fananahana ara-pahasalamana io satria ny raiamandreny tsy…
Lire la suite » -
Sosialy
IMPACT IOUC dingana voalohany : 200 mahery natao batisa
Gradin III Soamanandrariny, faha 31 mey 2025 – Fotoam-pankasitrahana an’Andriamanitra sy fiotazana ny vokatry ny asa no nandrafitra ny tontolo…
Lire la suite » -
Tontolo iainana
Fandaharanasa tohanan’ny CEPF, mandray ny atrikasa fanaovana tombana i Madagasikara.
Antananarivo, faha 06 Mey 2025 – Fanaovana tombana antenantenam-potoana ny fandaharanasa miompana amin’ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetrandro amin’ny alalan’ny rohy…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Mamonjy aina ny rasazy
Alatsinainy, faha 05 Mey 2025 – Mametraka ho ambony ny asan’ny rasazy ny tahirin’ny firenena mikambana momba ny mponina na…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Tetikasa 2 vaovao hampihenana ny taham-pahafatesan’ny reny
Antananarivo, faha 02 Mey 2025 – Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ireo tetikasa momba ny fananahana sy zo ara-pahasalamana. Tetikasa Safe…
Lire la suite »