Pôlitika

𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔

𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔

Alatsinainy 20 febroary 2023
Didim-panjakana laharana faha 2023- 165 manova sy manampy ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2021-822 tamin’ny 15 aogositra 2021 nasiam-panovàna tamin’ireo didim-panjakana laharana faha 2022- 400 tamin’ny 16 martsa 2022 sy laharana 2022-1468 tamin’ny 18 oktobra 2022, manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta:
• Minisitry ny Fiarovam-pirenena : Général de Division Rakotoarijaona Josoa
• Minisitry ny Raharaham-bahiny: Ramatoa Yvette Sylla
• Mpitahiry ny tombo-kasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana: Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana
• Minisitry ny Asa, ny Fampananana asa, ny Asam-panjakana ary ny lalàna sosialy: Atoa. Rivotiana Richard Jean Bosco
• Minisitry ny asa vaventy: Colonel Andrianatrehina Ndriamihaja Livah
• Minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetrandro : Ramonjavelo Manambahoaka Valery
• Minisitry ny Angovo sy ny akoranafo: Atoa. Andriamanampisoa Soloniaina Rasamoelina
• Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena : Andriamatoa André Haja RESAMPA

Articles similaires

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Bouton retour en haut de la page