-
Sosialy
Miady amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy ny fikambanana ARDN
Antompisian’ny tambazotra African Renaissance and Diaposra Network ARDN ny fanatratrarana ny tanjona fahadimy voarakitra ao anatin’ny Tanjon’ny Fampandrosoana Lovainjafy na ODD…
Lire la suite » -
Pôlitika
Ministra 27 mandrafitra ny governemanta Ntsay
FIADIDIANA NY REPOBLIKA — DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA 2024-020 manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta NY FILOHAN’NY REPOBLIKA, Arakan ny Lalàmpanorenana…
Lire la suite » -
Sosialy
Mitondra fanampiana ho an’ireo traboina ny rivodoza Alvaro I Etazonia
I Etazonia, tamin’ny alalan’ny Sampandraharaha Amerikanina misahana ny Fampandrosoana Iraisampirenena (USAID) sy ny Programme Alimentaire Mondiale (PAM) ary ny fiaraha-miasa akaiky tamin’ny Bureau…
Lire la suite » -
Trangam-piarahamonina
Tsy fandriampahalemana: miandry ny rariny ny fianakavian’ny niharam-boina
Andranomiely Ankazobe, faha 10 Janoary 2024 – Mihorohoro ny mponina, vita ny fandevenana ny ben’ny tanàna. Niombona alahelo tamin’ny fianakaviana…
Lire la suite » -
Sosialy
Fiatrehana ny andro ratsy Alvaro: Nampiomana ny mponina ny skoto Tily
Tanora tily miisa 120 no nirotsaka an-tsehatra nanentana ny mponina nialoha ny fidiran’ilay andro ratsy Alvaro tany Atsimo Andrefana sy…
Lire la suite » -
Uncategorized
Voafonja miisa 9757 manerana ny nosy no hahazo fanalefahan-tsazy faobe
Antananarivo, faha 02 Janoary 2024 – Namoaka didim-panjakana fanalefahan-sazy ny fitondram-panjakana. Voafonja miisa 9757 manerana ny nosy no hahazo fanalefahan-tsazy…
Lire la suite » -
Toekarena
Mitombo isan-taona ny olona mindram-bola amin’ny banky
Antananarivo, faha 11 Desambra 2023 – Antony maro ny mahatonga ny olona mindrana vola any amin’ny banky. Ny fampidirana mpianatra,…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Ady amin’ny sida: omen-danja ny ezaka eny fiaraha-monina
Dakar, Senegal, faha 30 Novambra 2023 – Miantso ny fandraisan’andraikitr’ireo mpitarika eny anivon’ny fiaraha-monina ny fikambanana iraisampirenena miady amin’ny sida…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Le REMAPSEN décerne des prix à des journalistes dévoués
Lomé, 23 novembre 2023 – Le Réseau des Médias Africains pour la Promotion de la Santé et de l’Environnement récompense…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Santé infantile en Afrique: les journalistes membres de remapsen renforce ses compétences
Le Premier Forum des médias africains sur la santé infantile, la vaccination, et la nutrition, orchestré par le REMAPSEN avec…
Lire la suite »