-
Toekarena
Nitombo ny mpizahatany mitsidika an’i Madagasikara
Nitombo 5 ka hatramin’ny 6 avo heny ny tahan’ny mpizahatany anatiny eto Madagasikara teo anelanelan’ny 2020 sy ny 2023. 12…
Lire la suite » -
Sosialy
Ampitomboina ny ezaka hanampiana ny vehivavy ho fampandrosoana ny firenena
Antananarivo, faha 08 Marsa 2024 – Ao anatin’ny Fanambarana iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona dia mazava tsara fa mitovy ny olon-drehetra…
Lire la suite » -
Sosialy
Hamafisina sy hafainganina ny ezaka mikasika ny zo sy ny miralenta
Antananarivo, faha 11 Marsa 2024 – Mitsidika amin’ny fomba ofisialy an’I Madagasikara ny solotena maharitry ny tahirin’ny firenena mikambana momba…
Lire la suite » -
Fanolanana zaza 06 taona teny imerintsiatosika: Any tsiafahy ilay voampanga
Fikasana hamono olona sy fanolanana zaza latsaky ny 10 taona, ireo ny loham-piampangana an’ity lehilahy voarohirohy tamin’ny fanolanana zaza teny…
Lire la suite » -
Sosialy
Mpisehatra feno amin’ny ady amin’ny fanararaotana mamoafady ny mpanao gazety
Antananarivo, faha 04 Marsa 2024 – Atrikasa nakana ny hevitr’ireo mpanao gazety sy mpamokatra lahatsoratra amin’ny tambazotra sosialy no nanamarihanan’ny…
Lire la suite » -
Sosialy
Radio Oasis Faratsiho – Itasy: Fiofanana mankamin’ny fiaingana vaovao
Faratsiho, faha 22 Febroary 2024 – “Mila manaraka toromarika ny mpiasan’ny Radio” hoy ny Tale ny Radio Oasis Foibe, pastora…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Mpiara-miasa ny Agent de Santé Communautaire (AC) sy ny mpiasan’ny fahasalamana
Hiresaka mikasika ny fahasalaman’ny ankizy isika, ka ny asa ataon’ireo mpiasa sosialy ara-pahasalamana no hitondrana fanazavana. Resadresaka nifanaovana tamin’ny docteur…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fiatrehana sy fisorohana ireo aretina amin’ny fomba marolafy, ampiasain’ny OMS ny fomba fiasa ONE HEALTH
Ilaina ny fitsaboana, tsy azo ialana ny lafiny fisorohana, eo koa anefa ny fanentanana sy ny fandraisana an-tanana ny aretina.…
Lire la suite » -
Sosialy
Tetikasa vaovao momba ny fanjariantsakafo sy fanatsarana ny tsenan’ny tantsaha
Antananarivo, faha 24 Janoary 2024 – Manohana tetikasa vaovao mampiroborobo ireo karazam-boly mifanaraka amin’ny fiovan’ny toetrandro i Etazonia Fambolena voanjo,…
Lire la suite » -
Fanabeazana
Manohana ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ny amerikanina
« Ambany dia ambany ny taha-pahaizan’ny ankizy Malagasy mamaky teny sy manao kajikajy tsotsotra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra, » hoy ny…
Lire la suite »