-
Trangam-piarahamonina
TSY FANDRIAMPAHALEMANA: LEHILAHY IRAY NITONDRA ANTSY LAVA VOASAMBOTRA
Andranomanalina, Antananarivo – Nisambotra lehilahy nitondra sabatra ny polisy Vokatry ny fisafoana ataon’ny mpitandro filaminana any anaty elakelantrano no nahasamborana…
Lire la suite » -
Fahasalamana
MIARO MALAGASY MIISA ENINA TAPITRISA AMIN’NY TAZOMOKA I ETAZONIA
Namendraka odimoka tao anaty trano miisa 1,4 tapitrisa sy teny anivon’ny toerana fanatodizan’ny moka ny fandaharanasa. Manampy an’i Madagasikara amin’ny…
Lire la suite » -
Pôlitika
CENI: mifarana ny fisoratana anarana eny amin’ny fokontany
CENI: mifarana ny 31 May 2023 amin’ny 4 ora ny fisoratana anarana anaty lisitry ny mpifidy eny amin’ny fokontany
Lire la suite » -
Toekarena
Mampiroborobo ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’i Etazonia sy Madagasikara ny hetsika “One Country, One Day”
Manamarika ny fanombohan’ny paikadim-pirenena AGOA eto Madagasikara ireo governemanta roa tonta sy ny sehatra tsy miankina Ny fifanakalozana ara-barotra sy…
Lire la suite » -
Fanatanjahantena
ADINA ARA-PANATANJAHANTENA BAKALOREA 2023, TSY AZO NATREHAN’NY RAIAMANDRENY
Nilamina amin’ny ankapobeny ny adina ara-panatajahantena BAKALOREA teny amin’ny kianjan’Alarobia. Nampiavaka ny tamin’ity taona ity ny fiverenan’ny adina « sport collectif »ary…
Lire la suite » -
Toekarena
FIARAHA-MIASA ARA-TOEKARENA : NIHAONA NY PRAIMINISTRA SY NY IRAKY NY FMI
Antananarivo, 8 may 2023 – Ny sehatra hahafahan’ny Tahirimbola Iraisam-pirenena – FMI manohana bebe kokoa an’i Madagasikara, amin’ny alalan’ny fandaharanasan’ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
HJRA: VEHIVAVY ROVITRA TATAVIA 25 RAISINA AN-TANANA
Antananarivo faha 08 May 2023. Famerenana ny Hasina mahaolona! Didiana ao amin’ny hopitaly HJRA ireo vehivavy miisa 25 tratry ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
TANTSOROKA ARA-PAHASALAMANA: FANAMPIANA 1 TAPITRISA DOLARA AVY AMIN’NY AMERIKANINA
Toamasina, 29 Avrily 2023 – Vaksiny sy fitaovana ara-pahasalamana mitentina 1 tapitrisa dolara no natolotry ny USAID hanampiana ny ministeran’ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
FITERAHANA AZO ANTOKA, TSY MAHASAHANA NY ISAN’NY MPONINA NY RASAZY
Antananarivo, 02 May 2023 – Rasazy 3994 no miasa manerana ny nosy araka ny antotanisa nivoaka ny taona 2018. Ambany…
Lire la suite » -
Tapatapany
Fiovaovan’ny toetry ny andro : Hanampy an’I Madagasikara ny OIF
An-dalam-panoratana ny antota-taratasy mikasika izay famatsiam-bola izay ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy MEED, miaraka amin’ny Organisation Internationale…
Lire la suite »