-
Fahasalamana
Aretina mamany lava: Vehivavy 25 noraisina an-tanana tetsy amin’ny pavillon Sainte fleur anosy
Volana Oktobra 2024 – Miditra amin’ny andiany fahefatra sy fahadimy ny hetsika faobe famongorana ny aretina mamany lava. Antananarivo sy…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Manampy tosika ny toekarena ny fandrindrana fianam-pianakaviana
Alakamisy, faha 26 Septambra 2024 – Mankalaza ny tsingerin-taona faha 17 n’ny andro erantany ho an’ny fandrindram-piterahana izao tontolo izao.…
Lire la suite » -
Tontolo iainana
Mankalaza ny andro erantany ho an’ny Volobe I Madagasikara
Antananarivo, faha 18 Septambra 2024 – Nomarihana tetsy amin’ny Soanala Ambatobe ny fankalazana ofisialy. “Seha-pihariana volobe mahomby sy tontolo iainana…
Lire la suite » -
Fanabeazana
Fanofanana arakasa : Namoaka ny andiany mirindra ny CFPS
Antananarivo, faha 05 Septambra 2024 – 07 mianadahy no nahazo ny mari-pahaizana avy amin’ny ministeran’ny fampianarana teknika sy fiofanana arakasa…
Lire la suite » -
Toekarena
Mankalaza ny fahadimy taonany ny 90 studios
Antananarivo, faha 30 Aogositra 2024 – Fanamarihana ny ivon’ny fankalazana ny fahadimy taonany. Orinasa fanaovan-gazety sy fikaroham-baovao ny 90 Studios.…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Ady amin’ireo aretina MTN, mikendry hahatratra an’I Afrika ny hetsika WINs
Alarobia, faha 21 Aogositra 2024 – Nanazava ny ezaka ataon’ny fikambanana tsy miankina WINs ny profesora Epee Emilienne. Maro ireo…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Famatsiana rano fisotro madio, latsaky ny 48 % n’ireo toerana hahazoana rano sisa no miasa
Distrika 04 ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana no nanatanterahana ny fitsirihana. Hita taorian’izany fa ny 47,5 % n’ny toerana ahafahana…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Nizara ny fandaharanasany tamin’ny haino aman-jery ny Dr Ibrahima Socé Fall
Kandida amin’ny toeran’ny Talem-paritry ny OMS ho an’i Afrika, nizara ny fandaharanasany tamin’ny haino aman-jery ny Dr Ibrahima Socé Fall…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Fampinonoandreny : Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety ny Unicef
Nandritra ny Webinaire nokarakarain’ny REMAPSEN ny Alarobia 31 Jolay 2024 no nanazavan’ny UNICEF, faritra Afrika Andrefana sy Afovoany ny tombontsoan’ny…
Lire la suite » -
Sosialy
Mandray anjara amin’ny ady amin’ny famarinana olona ny mpanao gazety
Antananarivo, faha 04 Jolay 2024 – Niofana mikasika ny famarinana olona ny mpanao gazety Endrika maro no isehoan’ny famarinana olona.…
Lire la suite »