-
Toekarena
Foarabe fampivoarana andiany voalohany : Vonona ny mpikarakara
Trano heva 250 no hanehoan’ireo mpandraharaha ny asany, ny tolotra sy ny vokatra avy aminy. Hetsika ara-barotra, ifaneraserana ary hambolena…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Mikaroka ireo tratry ny aretina mamany lava ny Operation Fistula
Midina ifotony! Izay ny fomba fiasan’ireo olona ao anatin’ny fikambanana Opération Fistula rehefa mitady ireo vehivavy rovitra tatavia. Miara-miasa amin’ny…
Lire la suite » -
Fanadihadiana Lalina
Tsy azo ihodivirana ireo fifanarahana iraisampirenena momba ny ady amin’ny herisetra
Fanohanana matanjaka ny fifanarahana iraisam-pirenena hiadiana amin’ny loza ateraky ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy: Tsy azo…
Lire la suite » -
Sosialy
Manamafy ny fiarovany ny zon’ny ankizy i Gilardy Totozandry
Antananarivo, faha 23 Avrily 2024 – Vita sonia tamin’ny fomba ofisialy ny fanendrena an’I Gilardy Totozandry ho mpiaro ny zon’ny…
Lire la suite » -
Fahasalamana
Niofana momba ny zo sy lalàna mikasika ny fananahana ara-pahasalamana ny mpanao gazety avy aty Madagasikara sy Afrika Andrefana ary Afovoany
Baguida, Lomé Togo, faha 03 – 07 Avrily 2024 – Lohahevitra tsy voaresaka matetika ny mikasika ny zo sy lalàna…
Lire la suite » -
Tontolo iainana
Voarara ny fanondranana harena voajanahary arovana
Tambajotra iray mpitrandraka sy mpanondrana pachypodium na Jabihy (baobab nain) an-tsokosoko no rava vokatry ny fiaraha-misalahan’ny minisitera misahana ny Tontolo…
Lire la suite » -
Tontolo iainana
Namono olona sy nandrava fananana I Gamane
Olona 03 tsy hita, 14 namoy ny ainy ary 03 naratra, raha ny tatitra navoakan’ny biraom-pirenena misahana ny loza sy…
Lire la suite » -
Kolontsaina
Literatiora: Nivoaka ny boky ikalomanga
Antananarivo, faha 26 Marsa 2024 – Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny boky “Ikalomanga”. Tao amin’ny efitrano Dox, tranombokim-pirenena no nanatanterahana…
Lire la suite » -
Sosialy
Ankizy toy ny rehetra ireo trisomie 21
Antananarivo, faha 20 Marsa 2024 – Nampahafantatra ny fankalazana ny andro erantany ho an’ny Trisomie 21 ny fikambanana Down Syndrome…
Lire la suite » -
Sosialy
Sekoly zandary, niatrana ambany faneva ireo mpiofana andiany faha – 78
Ambositra, faha 18 Marsa 2024 – Nanamafy ny fahavononany hanohy ny fiofanana ireo 1200 mianadahy. Ao anatin’ny andiany faha 78…
Lire la suite »